Dans la mme rubrique

Governemanta Nesorina ny minisitry ny fanabeazana

05/06/2020

Voahozongozona tamin` ny sezany taorian` ny fisian` ny resaka “Bonbon” omena ireo mpianatra rehefa avy misotro tambavy CVO mitentina 8 miliara ariary ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika ary ny fanofanana arak’asa (MENETEP),

Governemanta Nesorina ny minisitry ny fanabeazana

Hamaky ny tohiny...

Raharaham-pirenena Tezitra mafy amin-dRajoelina i Toamasina

05/06/2020

Mafana ny toe-draharaha ao Toamasina, ary tsapa ho manana alahelo na tsy faly amin’ny fanjakana sy ny Filoha Rajoelina ny vahoaka any an-toerana.

Raharaham-pirenena Tezitra mafy amin-dRajoelina i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Tsy iray ihany ny minisitra be afera…

05/06/2020

Nesorina tamin’ny toerany izany iny ny minisitry ny fanabeazana Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay afera “bonbon sucette” mitentina 8,4 miliara ariary.

Governemanta Tsy iray ihany ny minisitra be afera…

Hamaky ny tohiny...

Raraharaham-pirenena Mamofompofona fipoahana lehibe…

05/06/2020

Mafampana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Eo ny krizy ara-toekarena, fa ny krizy ara-tsosialy sy ara-politika ihany koa mandindona mafy.

Raraharaham-pirenena Mamofompofona fipoahana lehibe…

Hamaky ny tohiny...

Raharaha any Toamasina Manazava ny governora

05/06/2020

Niverina amin’ny laoniny tanteraka ny fiainan'ny vahoakan'ny Toamasina taorian'ny savorovoro nisy tany an-toerana ny alarobia teo noho ny nahitana ilay tovolahy tsy salama izay tsy fantatra izay nahazo azy, taorian'izay raha ny nambaran'ny governoran'ny faritra atsinanana, Richard Theodore Rafidison.

Raharaha any Toamasina Manazava ny governora

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanamasoandro naato Niarahaba ny vahoakan’Ambohidrimanjaka ny RMDM

05/06/2020

Taorian’ny nahafantarana fa naaton’ny fitondram-panjakana ny fanatanterahana ilay tetikasa Tanamasoandro eny Ambohitrimanjaka izay nikasan’izy ireo

Tetikasa Tanamasoandro naato Niarahaba ny vahoakan’Ambohidrimanjaka ny RMDM

Hamaky ny tohiny...

Vondrona parlemantera IRD Naivo Raholdina no lasa mpitondra teny ?

05/06/2020

Raha ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel voafidy tany amin’ny distrikan’Ikongo tany aloha tany no mpitondra teny mahazatra ny Vondrona

Vondrona parlemantera IRD Naivo Raholdina no lasa mpitondra teny ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Amboletra ara-pifidianana Hitohy amin’ny fifidianana ben’ny tanàna…

12/06/2019

Tahaka ny tamin’ny fifidianana filoha sy ny fifidianana depiote, , dia azo antoka fa hanao izay ho afany hatrany ny mpitondra sy ny kandidam-panjakana amin’io.

 

 

 

 Ny depiote efa maro an’isa, ary tsy maintsy hanao izay hampidirana ben’ny tanàna maro be. Mbola azo antoka ve ny CENI ? Ny governoram-paritra tsy maintsy ho ny namany no ataony eo. Ny Antenimierandoholona izay HVM ny 95% dia efa namoahan’ny Filoha didy hitsivolana ary neken’ny HCC fa azo atao ny manena azy ho 18 raha 63 amin’izao. Efa nisy mpahay lalàna ao anatin’ny fanjakana Rajoelina niteny, fa azo atao avy hatrany ny fifidianana satria tsy misy lalàna mandrara izany. Nodisoan’ny loholona Rakotovazaha Olivier io satria ka didy hitsivolana ny an’ny filoha kanefa tsy mahasakana ny antenimiera hanao tolo-dalàna momba izany koa, hoy izy. Efa tapitra ny 27 mey ihany koa ny fahefan’ny filoha momba ny zo hanao lalàna sy afaka mampanan-kery izany amin’ny alalan’ny didy hitsivolana, raha ny hevitr’ity loholona ity. Tian’ny fanjakana foibe hofehezina tanteraka ny fitsinjaram-pahefana, fa resaka fotsiny ny hoe omena fahefana bebe kokoa ny faritra, fa tena “verrouillage centralisé” na fanagejana tanteraka miainga avy any ambony no misy.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana