Dans la mme rubrique

Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

20/09/2019

Nankatoavin'ny governemanta ireo antontan-kevitr'ireo fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera taorian'ireo fakan-kevitra avy amin'ireo mpisehatra samihafa tamina haino aman-jery manerana ny faritra nataon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina.

Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

20/09/2019

Sazy henjana, dia fandoavana lamandy 10 tapitrisa ariary no nomen’ny Fitsarana an’i Nadia Raonimanalina talen’ny famoahan’ny gazety Le Quotidien sy Mahery Rabearivony gazetin’ny 24h Mada,

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

20/09/2019

Notafihan’ny andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana ny tanàna niavian’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasika na ny SMM, Atoa Clément Jaona.

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

18/09/2019

Aferana kolikoly avo lenta maro no hiakatra indray eo anivon’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) amin’ity volana ity, izay tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny fitsarana mandeha satria ny 19 aogositra ka hatramin’ny 27 aogositra ny adiany voalohany.

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

Hamaky ny tohiny...

Centre Immatriculateur de Madagascar

18/09/2019

« Permis » 21.205 sy « carte grise » 7.835 no vita tao anatin’ny 5 volana

Centre Immatriculateur de Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

16/09/2019

Aoka izay ny kolikoly, aoka izay ny fanararaotam-pahefana, … aoka izay ny fivarotana ny tanin’ny kaominina. Manaiky ve isika ny hivarotana ny zaridainan’Antananinarenina, avereno amin’ny kaominina ny taniny,…

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

Hamaky ny tohiny...

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

16/09/2019

Anio alatsinainy 16 septambra ny fitsarana ny raharaha fanenjehana mpanao gazety miisa 3 sy ny Talen’ny kolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ilay raharaha mahakasika ny fisidinana angidimby tao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 30 aogositra,

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Association des jeunes journalistes de Madagascar Hanofana ireo mpanao gazety amina sehatra maro

12/06/2019

Hanofana ireo mpanao gazety Malagasy eo amin’ny sehatry ny lalana, ny fanaovana fanatanjahantena ary ny ady amin’ny kolikoly iarahana amin’ny Bianco ny “Association des jeunes journalistes de Madagascar” na ny AJJM,

 

 

 

tarihin’ny filohany Randrianasolo Théodore  Ernest. Fantatra izany omaly nandritra ny fampahafantaran’izy ireo ilay hetsika hotanterahiny manomboka ny 14 jona ho avy izao, etsy amin’ny parvis hotel Analakely. Hikarakara tsenaben’ny fetin’ny ray miavaka mantsy izy ireo, haharitra telo andro. Ankoatra ny fitadiavam-bola hataon’ny fikambanana entina hanatsarana ny  tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika dia anisan’ny tanjony ny hanome fahafaham-po ny isan-tokantrano amin’ny fitadiavana ireo fanomezana azo hatolotra an’i Dada amin’ny alahady 16 jona ho avy izao. Miisa 200 moa raha tsiahivina ny tranoheva handray anjara amin’izany, ahitana kiraro, tennis, famantaranandro, akanjo mafana…

 

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana