Dans la męme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalĂ na iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fanondranana sy fampivadian’olona Telo mianaka voarohirohy

17/06/2019

Voasambotry ny polisy ny zoma 14 jona teo, teny Sabotsy Namehana ny vehivavy roa mpianaka, 52 sy 34 taona.

 

 

 Araka ny fanadihadian’ny polisy, tovovavy iray tampoho amin’ilay 34 taona no mampaniraka ity farany sy ilay reniny amin’ny fitadiavana vehivavy aondrana. Famitahana no entin’izy ireo mambabo ireo tsy an’asa ka akany vola hikarakarana ny antontan-taratasy. 2 tapitrisa ariary no nalain’izy ireo tamina tovovavy iray ny volana mey teo izay nilazany fa entina hikarakarana azy hiasa any ivelany. Tsy asa velively anefa fa fampanambadiana teratany sinoa no ketrika. Nisy zazavavy nalefan’izy ireo tany Sina mantsy ny taona 2017, nampanantenaina fa hiasa. Fitaizana zaza no tao anatin’ny fifanarahana ary 1.200.000 ariary isam-bolana ny karama. Nony tonga tany anefa, nogiazan’ny vehivavy Malagasy sy Sinoa ny pasipaoro ary ny kara-panondrony. Nitaraina an-telefaonina tamin’ny ray aman-dreniny io tovovavy io. Tsy mbola tafaverina hatramin’izao ary milaza ho mijaly tanteraka, nampanambadiana lehilahy sinoa. Nanao ny taratasy fitarainana tamin’ny mpitandro filaminana ny fianakavian’ny lasibatra ka nanomboka teo ny fanadihadian’ny polisy SCESLFD (Service Central des Enquêtes Spécialisées et de la Lutte contre les Fraudes Documentaries) teo Anosy ka nahatrarana ireto mpianaka teto an-toerana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana