Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Depiote “tsy miankiana” Hiova fo sa mbola ho zakan’ny malety ?

19/06/2019

Kandidà 46 tsy miankina na mahaleotena izany hoe tsy natolotra fikambanana na antoko politika no manana seza eo anivon`ny Antenimieram-pirenena araka ny vokatra vonjimaika avy amin`ny CENI.

 

 

Ny fihetsik`ireo depiote tsy miankina moa no andrasana amin`ny fijoroan`ny Antenimieram-pirenena eo. Tsy nisy izay tsy nitsikera ny fahamaroan`ny kandidà tsy miankina nandritra ny firotsahan-kofidiana. Andrim-panjakana manahirana ihany ny eny Tsimbazaza raha ny fomba fanaon’ny solombavambahoaka izay voafidy no tena olana tamin’ny taona 2013-2018 lasa teo iny. Depiote feno kolikoly satria mandray vola amin’ny mpanatanteraka dia ny avy amin’ny governemanta izay te handany tolo-dalàna. Tsy miraharaha izay lalàna fa ny vola ihany no mibaiko. Kapoka latabatra dia manangan-tanana avokoa ireo depiote mpandray vola ireo araka ny baiko ataon’ilay depiote lehiben’ny kolikoly io. Tena fikaramana no ataon’izy ireo tamin’ny taona 2013-2018 iny. Porofo tamin’izany ny raharaha teny amin’ny Paon d’Or teny Talatamaty tamin`ny 2018. Mandeha ho azy ny fivadihana palitao atsy sy aroa isaky ny mihetsika, indrindra ny hoe voafidy amin`ny anaran`ny tsy miankina satria  tsy voafehy ny and, 172 ao anatin`ny lalàmpanorenana izay mahakasika ny famadihana palitao izy ireo. Hiara-dia amin`ny filoha Rajoelina sy hanohana ny IEM sa ahoana ny ho fihetsik`izy ireo ?

 

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana