Dans la męme rubrique

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

20/09/2019

Antoko nanana ny naha izy azy ny HVM saingy tsy re tsaika intsony taorian`ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

20/09/2019

Tonga nitsidika sy nitsirika ny toerana hanatanterahana ny tetikasa « Tanà-Masoandro »

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

Hamaky ny tohiny...

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

20/09/2019

Afaka miverina depiote ireo nilatsaka hofidiana ho ben’ny tanàna raha tsy voafidy. Raha ny andininy ao amin`ny lalàmpanorenana mifandraika amin`ity tranga ity dia ny and.

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

20/09/2019

Mahagaga, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, fa isaky ny misy fifidianana dia misy fanoloana sefo fokontany.

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

20/09/2019

Manantena ben’ny tanàna mampandroso azy ny distrikan’Atsimondrano, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Alain Ratsimbazafy.

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

Hamaky ny tohiny...

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

20/09/2019

Hevi-dehibe telo no nifantohan’ny fiaraha-midinika andiany faha-16 teo amin’ny governemanta Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka mikasika ny fampandrosoana omaly teny Mahazoarivo.

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Voka-pifidianana solombavambahoaka Fitsapana manaraka indray ho an`ny HCC

02/07/2019

Ho fantatra anio talata 02 jolay amin`ny 4 ora tolakandro ireo depiote 151 hiakatra ny lapan`i Tsimbazaza hisolovava ny vahoaka mandritra ny dimy taona manaraka indray.

 

 

 

 Hamoaka ny vokatra ofisialin’ny fifidianana solombavambahoaka natao ny 27 mey lasa teo ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). Araka ny voafaritry ny lalàna, hivory voalohany ireo solombavambahoaka vao voafidy ireo ny talata faharoa manaraka ny famoahana ny voka-pifidianana ofisialy, izany hoe ny 16 jolay ho avy izao. Ao anatin`ny lahadinika ny fananganana ny birao sy ny vaomiera ka raha vao vita dia mifarana avy hatrany ny fivoriana. Fitoriana miisa 684 no voarain’ity fitsarana ity satria maro ireo kandidà sy mpifidy no nahatsikaritra trangana hosoka sy hala-bato nandritra ny fifidianana toy ny tany Betroka, Ambovombe, Soalala, Toliara II … Fitsapana ho an`ny HCC raha azo antoka ity fifidianana solombavambahoaka ity. Efa nekena tsy nisy disadisa ny voka-pifidianana filoham-pirenena ary hita miharihary ihany koa fa nanao izay ezaka rehetra tratry ny heriny ny mpomba sy mpankasitraka ny filoha hahatonga ho maro an’isa azy ao amin’ny Antenimiera. Hohajaina ihany koa izay fanapahana havoakan`ny HCC. Ny mponina  any amin`ny kaominina, isaky ny Distrika sy Faritra kosa anefa dia tokony hanao jery tamberina sy tsiahy amin`ireo izay fampanantenana rehetra nataon`ireo depiote ka ho hita miharihary ny mangarahara.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana