Dans la męme rubrique

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

27/08/2019

Any ianao izay ry Jean ! Lasa tsy an-kiteniteny. Fa lasa aiza marina ianao e ?

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

Hamaky ny tohiny...

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Alefa Barea

02/07/2019

Tafiakatra iny aloha ny ekipantsika Barea Naharesy mazava be an-dry zareo Nigeria Faly avokoa ny Malagasy marobe Nihorakoraka avokoa nidina an-dalambe.

 

 

 

 

 

Mahafinaritra ny firaisankina aty an-tanindrazana

Manohana ny mpilalao izay miaro ny voninahitra

Enga anie hitohy hatrany ny fahaizana mifaly

Ary ho tafita foana i Barea, hiakatra hatrany hatrany.

 

Amin'ny alahady ho avy izao indray ary ny fotoana

Ireo mpanohana sy mpankafy rehetra hifampitaona

Hiaraka hanohana ny ekipa Malagasy

Alefa Barea ! Aomby vita gasy.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana