Dans la mme rubrique

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

22/08/2019

Nitrangana fanolanana tovolahy iray teny amin’ny faritra 67ha afak’omaly atoandro. Lehilahy toa azy ihany koa ilay nanatanteraka ny asa ratsy.

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro tany Toamasina Tsy nahitana porofo ilay resaka karandoha

22/08/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny mpitandro filaminana nisahana ny fanadihadiana miady amin’ny heloka bevava ao Toamasina omaly.

Savorovoro tany Toamasina Tsy nahitana porofo ilay resaka karandoha

Hamaky ny tohiny...

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

21/08/2019

Ny iray tamin’ireo jiolahy efatra izay nandratra azy telo mianaka tao Ambondromamy no efa tra-tehaka, raha ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambondromamy.

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

Hamaky ny tohiny...

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

21/08/2019

Mahatratra 07ha58a71Sa ny velaran’ity tany hanorenan’ny Madagascar Premium Oil (MPO) orinasa ao Tanandava ity.

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

Hamaky ny tohiny...

Zava-mahadomelina mameno ny tanàna Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

21/08/2019

Mihanaka be ny rongony. Andrasana ny fepetra hentitra hanafoanana ity loza mandondona ny firenena ity. Efa hitovy tsy misy valaka amin’ireo tany miady sy hanatanterahana trafikana zavamahadomelina i Madagasikara.

Zava-mahadomelina mameno ny tanàna Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tsy fandriampahalemana Omby 6 very nandritra ny fijerena baolina …

03/07/2019

4 tamin’ireo omby very no efa tafaverina tamin’ny tompony raha ny fampitam-baovaon’ny zandary miasa ao amin’ny borigadin’i Sadabe.

 

 Nitrangana fanafihan-dahalo mantsy tao amin’ny fokontany Ankerana, kaominina Sadabe, distrikan’i Manjakandriana, 6 no omby very tamin’izay. Ny alin’ny alahady teo sahabo tamin’ny 10 ora, taorian’ny fandresen’ny Barea ka mbola nampifaly ny ankamaroan’ny Malagasy no nitrangan’ny halatra omby. Raha nahatsikaritra ireo tompon’omby fa nisy nanao latsak’alina tao ny biby fiompin’izy ireo dia nampilaza ny zandary tao Sadabe avy hatrany. Tsy niandry ela ny mpitandro filaminana fa avy dia namonjy ny lasibatra. Nanara-dia hatrany koa ireo fokonolona sy ny zandary ka omby roa no avotra teny an-dalana. Ny efatra hafa kosa tsy tazana, heverina fa nosarahan’ireo malaso ny lalany. Araka ny fampitam-baovaon’ny tany an-toerana, tamin’ny fotoana nandresen’ny Barea izay mbola nampisebiseby ireo mponina no nanararaotan’ireo dahalo ny famoahana ireo omby. Ny borigadin’ny zandariamariam-pirenena ao Sadabe no mandray an-tanana ny tohin’ny raharaha. Tsy ny tsy fandriampahalemana ihany no saron’ny baolina kitra fa hatramin’ny raharaham-pirenena.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana