Dans la mme rubrique

Basket 3 x 3 – Lalao Afrikanina 2019 Nandresy an’i Guinée Equatoriale i Madagasikara

22/08/2019

Nandresy an’i Guinée Equatoriale tamin’ny isa 21 – 14 omaly alarobia 21 aogositra tamin’ny andro voalohan’ny lalaom-bondrona natrehany ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Basket 3 x 3.

Basket 3 x 3 – Lalao Afrikanina 2019 Nandresy an’i Guinée Equatoriale i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Rugby Africa Women’s Cup 2019 Deraina ny finiavan’ny XV Makis vehivavy, hoy ny kapiteniny

22/08/2019

Nifarana tamin’ny lalao nifanandrinany tamin’ny Lady Cranes Ougandey tao amin’ny kianja “Stadium Brakpan” tamin’ny sabotsy 17 aogositra 2019 teo ny lalao natrehan’ny XV Makis vehivavy

Rugby Africa Women’s Cup 2019 Deraina ny finiavan’ny XV Makis vehivavy, hoy ny kapiteniny

Hamaky ny tohiny...

Ligin’ny baolina kitra any Atsimo Andrefana Efa vonona tanteraka handray ny fifidianana FMF vaovao

22/08/2019

Efa vonona tanteraka izahay mpitantana ny ligin’ny baolina kitra aty Atsimo Andrefana, hoy ny filohany Randrianantenaina Régis

Ligin’ny baolina kitra any Atsimo Andrefana Efa vonona tanteraka handray ny fifidianana FMF vaovao

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Mbola vonona daholo ireo kandida 5 mirahalahy

21/08/2019

3 andro mialoha ny hanatanterahana ny fifidianana any Ifaty Toliara izay ho tontosaina amin’ny sabotsy 24 aogositra 2019 dia mbola nilaza ho vonona tsara ny hiatrika izany avokoa ireo kandida 5 mirahalahy hifaninanana.

Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Mbola vonona daholo ireo kandida 5 mirahalahy

Hamaky ny tohiny...

Kung-fu Wisa Voahosotra ho “Grand Maître” i Avoko

20/08/2019

Tontosa ny alahady 18 aogositra teo teny amin’ny Temple Kung-fu Ambatomirahavavy ny fanosorana an’i Avoko Rakotoarijaona ho anisan’ireo “Grand Maitre de Kung-fu Wisa” maneran-tany.

Kung-fu Wisa Voahosotra ho “Grand Maître” i Avoko

Hamaky ny tohiny...

Lalao Afrikanina andiany faha-12 Nosokafana ofisialy tany Rabat Maroc omaly

20/08/2019

Nosokafana ofisialy tao Rabat Maroc omaly alatsinainy 19 aogositra ny andiany faha-12 amin’ny lalao Afrikanina andiany faha-12 izay tsy hifarana raha tsy ny 31 aogositra 2019.

Lalao Afrikanina andiany faha-12 Nosokafana ofisialy tany Rabat Maroc omaly

Hamaky ny tohiny...

Tompondaka 2019 Basket Asief Analamanga Nahazom-bokatra ny andro faha-10

20/08/2019

Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina, ny andro faha-10

Tompondaka 2019 Basket Asief Analamanga Nahazom-bokatra ny andro faha-10

Hamaky ny tohiny...


Sport

Hazakazaka Manani-bohitra 2019 Harintsoa sy Eva no nahery teo amin’ny 42 km

03/07/2019

Tontosa ary nifarana teny Ambohimanga tamin’ny sabotsy 29 jona teo ny hazakazaka Manani-bohitra 2019 nokarakarain’ny fikambanana Manani-bohitra notohanan’ny Telma ka nahazoam-bokatra tahaka izao :

 

 

 

 

 

 

Hazakazaka 42 km :

Sénior lehilahy :  1°-Randrianilivao Harintsoa  “dossard” n°1085  nahavita fe-potoana  03:57:16.08   ;  2°-Rasolohery Elson Tiana  n°1062    03:57:16.80   ;  3°-Rasolondrina Njarasoa   n° 1047   03:57:16.80

Sénior vehivavy :  1°-Rambinimiarinivo Dimby Eva Fivoarana   “dossard” n°1039   nahavita fe-potoana  04:46:29.76  ;  2°-Randrianarivelo Andréa Sidonie  n°1056   04:55:23.45  ;  3°-Raverohantamalala Jocelyne   n°1049   05:19:45.49

Hazakazaka 21km :

Sénior lehilahy : 1°- Mahavavy Ncf  “dossard”  n°16 01  nahavita fe-potoana 31:15.97  ;  2°-Safidinirina Patrick  n°77    01:32:31.97  ;  3°-Rakotoarimalala Heriniaina Patrick   n° 107    01:33:09.36

Junior vehivavy : 1°-Randrianjanaka Tsiky “dossard”  n° 101  nahavita fe-potoana   04:40:48.22

Junior  lehilahy : 1°-Tojo Nina Mickael  “dossard”   n°94  nahavita fe-potoana  01:48:51  ;  2°-Raherison    Tojo Lalaina  n°33    01:49:02.32   ;  3 ° - Rakotoniaina Ambinintsoa Antonio   n°44    02:08:56.52

Hazakazaka 10 km :

Sénior  vehivavy : 1°-Razafimahalala Tolojanahary Marina   “dossard”   n°5037  nahavita fe-potoana  01:11:30.00   ;  2°-Raharimalala Lucie n°5009  01:18;00.00    ;  3°-Raminomamonjy Yvette  n°5030   01:31:52.99

Sénior  lehilahy : 1°-Randriamarohaja Bien Aimé  “dossard”  n°5061  nahavita fe-potoana  00 :48 :22.61 ;  2°-Ralairimalala Alfa Marchalin  n°5022  00 :53 :13.19 ;  3°-Rakotoarisoa Njiva n°5012  00 :55 :33.60

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana