Dans la męme rubrique

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

20/09/2019

Antoko nanana ny naha izy azy ny HVM saingy tsy re tsaika intsony taorian`ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

20/09/2019

Tonga nitsidika sy nitsirika ny toerana hanatanterahana ny tetikasa « Tanà-Masoandro »

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

Hamaky ny tohiny...

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

20/09/2019

Afaka miverina depiote ireo nilatsaka hofidiana ho ben’ny tanàna raha tsy voafidy. Raha ny andininy ao amin`ny lalàmpanorenana mifandraika amin`ity tranga ity dia ny and.

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

20/09/2019

Mahagaga, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, fa isaky ny misy fifidianana dia misy fanoloana sefo fokontany.

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

20/09/2019

Manantena ben’ny tanàna mampandroso azy ny distrikan’Atsimondrano, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Alain Ratsimbazafy.

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

Hamaky ny tohiny...

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

20/09/2019

Hevi-dehibe telo no nifantohan’ny fiaraha-midinika andiany faha-16 teo amin’ny governemanta Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka mikasika ny fampandrosoana omaly teny Mahazoarivo.

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fiainam-pirenena Tsy taitra amin`ny politika intsony ny olona

04/07/2019

Tsy nampiova ny vokatra navoakan`ny CENI ireo fitoriana nataon`ireo kandidĂ  solombavambahoaka maro teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalĂ mpanorenana (HCC).

 

 

 

Seza 84 ho an`ny IRD no navoakan`ny CENI, 84 ihany koa ny teo anivon`ny HCC ary  80 mahery kely, hoy ny filoha Rajoelina nandritra ny fivahinianany tany Frantsa tamin`ny volana mey lasa teo. Tsy mahagaga izany ary ny Malagasy aza tsy nitaintaina intsony. Ho avy izao ny fanendrena Praiminisitra vaovao saingy tsy misy hiraharaha izany ny vahoaka ka afaka mananaraotra ny fitondrana. Adinon`ny vahoaka ny hoe ho sahin`ny HCC ve no handà ireo fitoriana ? Adinony tanteraka fa vanim-potoana tokony nanehoan`ity fitsarana ity ny fahitsiany omaly. Nisy endrika ratsy nasehon`ireo depiote teo aloha ka hanova famindra ve izy ireto ? Ao anatin`ireo mpanao politika ireo no tsy maintsy mitady ny fankatoavan`ny vahoaka. Araka izany, hisy fitsinjovana ny vahoaka ve ny ao anatin`ireo votoatin-dresaka sa hanao didy jadon`ny maro an`isa ?

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana