Dans la mme rubrique

Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

22/08/2019

Ny fisian`ny lalana tsara lamina dia antoka mampitony ny sain`ny Malagasy ary mitombin-tsaina izy ireo manao ny asany.

Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

22/08/2019

“Mahavariana raha nanolotra lehiben`ny mpanohitra ny vondrona parlementera Tiako I Madagasikara”, hoy ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Tianarivelo Razafimahefa omaly tetsy amin`ny Antenimieram-pirenena.

Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

Hamaky ny tohiny...

Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

22/08/2019

Voafaritra ao anatin’ny didim-panjakana laharana 2019-1541 tamin’ny 14 aogositra lasa mikasika ny fepetra mila fenoin’ireo kandida ny fanamarina fa nandoa hetra ara-dalàna.

Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

22/08/2019

Taorian’ny fivoriana niarahanay tamin’ny Birao politikan’ny TIM, dia nanapa-kevitra izahay Vondrona Parlemantera TIM,

Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

Hamaky ny tohiny...

Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

22/08/2019

Lahadinika tamin’ny fivoriambe teny amin’ny antenimieram-pirenena omaly ny volavolan-dalàna mifehy ny fanoherana, izay tsy natrehin’ireo depiote mpanohitra dia ny TIM.

Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

Hamaky ny tohiny...

Masy Goulamaly “Ilaina ny antoko mpanohitra”

22/08/2019

Raha te hiaina ny demokrasia isika eto Madagasikara dia tokony hisy ny mpanohitra ao amin`ny antenimieram-pirenena. Nitondra ny heviny i Masy Goulamaly,

Masy Goulamaly “Ilaina ny antoko mpanohitra”

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna Havitrika sa mbola halaina ihany ny mpifidy ?

22/08/2019

Raikitra ihany ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny fifidianana mpanolotsaina amin’ity taona ity taorian`ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana.

Fifidianana ben’ny tanàna Havitrika sa mbola halaina ihany ny mpifidy ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Depiote IRD Tompon-daka amin’ny fandikàna ny “Toky” nomena

15/07/2019

Nanao tombana sy famintinana ny fanarahana akaiky ny fanajana ny Toky Nomena nasehon` ireo ho solombavambahoaka nandritra ny fifidianana izay natao farany teo ny komity iombonanan ho an` ny Dina.

 

 

 

 Ny vondrona IRD no isan` ny tompon`antoka tamin`ny fandikàna ny Toky Nomena tamin` ny salan` isa 49%. Manaraka azy ny tsy miankina, 42%. 3%n` ny antoko TIM kosa dia nandika izany. Ny Dinike sy ny ADN, 2%. Eo amin`ny fanajàna ny fanoloran-tenan` ireo kandidà indray dia saika nitranga tamin` ny fanaovana fampoielezan-kevitra  ny fandikana ny Toky Nomena. Marihana fa 95 tamin`  ireo depiote 151 vao lany farany teo no nanao sonia izany. 553 tamin` ireo 820 nirotsaka tamin` ny fifidianana depiote no nanaiky fanajana azy. Misy fanolorana tena 29 ao anatiny ary nifantoka tao anatin` ny hevi-dehibe enina. Isan` ny tolokevitra naroson`ny komity iombonana ny handaninan` ireo solombavambahoaka lalàna momba ny fitsipi-pitondran-tena sy hampiharana izany eo amin`ny fanaovana politika. Eo ihany koa ny fanamafisana ny mangarahara sy ny tamberinandraikitr` ireo depiote.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana