Dans la męme rubrique

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalĂ na iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

22/08/2019

Nitrangana fanolanana tovolahy iray teny amin’ny faritra 67ha afak’omaly atoandro. Lehilahy toa azy ihany koa ilay nanatanteraka ny asa ratsy.

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro tany Toamasina Tsy nahitana porofo ilay resaka karandoha

22/08/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny mpitandro filaminana nisahana ny fanadihadiana miady amin’ny heloka bevava ao Toamasina omaly.

Savorovoro tany Toamasina Tsy nahitana porofo ilay resaka karandoha

Hamaky ny tohiny...

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

21/08/2019

Ny iray tamin’ireo jiolahy efatra izay nandratra azy telo mianaka tao Ambondromamy no efa tra-tehaka, raha ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambondromamy.

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

Hamaky ny tohiny...

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

21/08/2019

Mahatratra 07ha58a71Sa ny velaran’ity tany hanorenan’ny Madagascar Premium Oil (MPO) orinasa ao Tanandava ity.

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

Hamaky ny tohiny...

Zava-mahadomelina mameno ny tanĂ na Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

21/08/2019

Mihanaka be ny rongony. Andrasana ny fepetra hentitra hanafoanana ity loza mandondona ny firenena ity. Efa hitovy tsy misy valaka amin’ireo tany miady sy hanatanterahana trafikana zavamahadomelina i Madagasikara.

Zava-mahadomelina mameno ny tanĂ na Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Arivonimamo Voasoroky ny mpitandro filaminana ny fitsaram-bahoaka

15/07/2019

Nitrangana lozam-piarakodia nandratrana olona teo Arivonimamo ny 11 jolay, maraina teo. Voasoroky ny mpitandro filaminana ny saika fitsaram-bahoaka.

 

 

Vokatry ny fandehanana mafy mantsy

izay heverina fa noho ny tsy fitandreman’ny mpamily kamiô no nahatonga ny loza ka romotra izay tsy

izy ny nanatri-maso sy ny mpandalo ary ireo manodidina ka nihevitra ny hanatanteraka ny lalàna

tranainy “maso efain’ny maso.” Ireo mpitandro filaminana mpiandraikitra ny fifamoivoizana sy ny

ekipan’ny kaompanian’ny zandary tao Arivonimamo no nirotsaka an-tsehatra nandray an-tanana ny

raharaha.Vao naharay ny fampitam-baovao ireo mpitandro filaminana maro dia nanao ny ainy tsy hozavatra nanoloana ny vahoaka izay heverina fa romotra. Taorian’ny fitsirihina haingana ny tranga,

noentin’ireo mpitandro filaminana nihazo ny boriigadin’ny zandary avy hatrany ilay mpanamory fiara

mpitatitra entana, ho fiarovana ny ainy noho io saika fitrangana valifatim-bahoaka io. Ny zandary ao

Arivonimamo no nandray an-tanana ny famotorana. Nitrangana loza matetika tato ato ny lalam-

pirenena voalohany iny, indrindra teo amin’ny faritra Arivonimamo ka leo rà latsaka noho izany ireo

mponina.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana