Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Analakely Misy vehivavy marary saina midaroka mpandeha

17/07/2019

Nitrangana daroka teny Analakely tamin’iny herinandro iny ary mbola nitohy hatramin’ny omaly.

 

 

Vehivavy marary saina iray miaraka amin’ny hazo be no nively zazavavy niaraka tamin’ny fianakaviany, omaly atoandro. Soa fa maro ireo mpiray dia tamin’ny lasibatra ka afaka niaro ilay tovovavy. Raha ny filazan’ireo mpivarotra sy mponina eny amin’ny faritra Analakely iny, mody mipetraka izy ary heverina fa mpangataka. Rehefa mandalo mifanitsy azy ireo miserana eo anoloany dia darohany avy hatrany, ary ny loha mazana no kendreny. Mihatakataka ireo efa mahafantatra raha mbola lavitra ka manatona ity marary saina ity. Ilazaon’ireo mpivarotra hatramin’ny entany na misy mpividy aza.

Ekena fa tanàn-dehibe tsy ilaozana adala, saingy miandrandra fandraisan’andraikitra avy amin’ny manampahefan’ny tanàna sy ny mpitandro filaminana ny mponina, indrindra ireo mpandalo izay tsy manam-po na inona na inona. Raha ny redirediny eny an-dalambe tamin’ny fotoana nandalovan’ny mpanao gazetinay dia voadona ara-pitiavana izy io. Tsiahivina moa fa amin’ny vanim-potoana fanombohan’ny lohataona toy izao, indrindra ny volana jolay sy aogositra izay mampitsiry ny hazo toy izao, vokatry ny fandiniky ny Ntaolo sy ny ray aman-dreny teo aloha, no fotoana fihetsehan’ny kazarana hadalana maro. Ankoatra ireo tena very saina, maro ihany koa ireo indrakindrafana no mirenireny manerana ny renivohitra.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana