Dans la mme rubrique

Fifidianana tao Moramanga « Tsipahinay ny fanafoanana safidim-bahoaka »

20/01/2020

Fandikan-dalàna faobe hita tamin’ny fitsirihana ny antontan-taratasim-bato, ka tsy hahafahana mamoaka voka-pifidianana tsy mitanila no nambaran’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana fa nanafoanana ka hamerenana ny fifidianana ao amin’ny kaominina Moramanga Renivohitra.

Fifidianana tao Moramanga « Tsipahinay ny fanafoanana safidim-bahoaka »

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony ho mpiara-miasa akaiky ny fanjakana sy ny kaominina”

20/01/2020

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny fahalaniana ho ben’ny tanàna teo amin’ny kaominina Ampitatafika taorian’ny fitoriana nataon’ny kandidàn’ny IRK ka nandresy i Rado Ramparaoelina, voafidy tamin’ny antoko TIM.

Rado Ramparaoelina “Tokony ho mpiara-miasa akaiky ny fanjakana sy ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fironana an-tanàn-dehibe Fitsinjaram-pahefana tena izy no vahaolana

20/01/2020

Nifantohan’ny adihevitra nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny resaka fanesorana mpivarotra amoron-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

Ady amin’ny fironana an-tanàn-dehibe Fitsinjaram-pahefana tena izy no vahaolana

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Ntsay Mahatanteraka ny vinan’ny filoha marina ve ?

20/01/2020

Feno herintaona i Andry Rajoelina no filoha, karazan-javatra sy fihetsiketsehana maro no nitranga tao anatin’izany.

Governemanta Ntsay Mahatanteraka ny vinan’ny filoha marina ve ?

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny IEM Miandry asa tena mivaingana ny vahoaka

20/01/2020

Herintaona omaly, 19 janoary 2020, no nanaovan’ ny filoha Rajoelina fianianana teny amin’ ny kianjaben’ i Mahamasina ka nitondrany ny firenena.

Rajoelina sy ny IEM Miandry asa tena mivaingana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao “Aleo ny marina no lazaina !”

20/01/2020

Taorian’ny fanambarana nataonà andiana loholona notarihin’ny filoha lefitry ny Antenimierandoholona faritany Antananarivo,

Rivo Rakotovao “Aleo ny marina no lazaina !”

Hamaky ny tohiny...

Filankevitry ny fampihavanana Mila ampifandrindrana ny lalàna sy soatoavina Malagasy

20/01/2020

Manaraka tsara ny raharaham-pirenena ny CFM, hoy ny filoha lefiny, Gérard Ramamimampionona, raha nanontaniana ny fipetrak’izy ireo

Filankevitry ny fampihavanana Mila ampifandrindrana ny lalàna sy soatoavina Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Solombavambahoakan’Ampanihy Andrefana Tsy laharam-pahamehana ny fangatahana fiara 4x4

23/07/2019

Taorian’ny fifidianana ireo birao maharitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza,

 

 

 

 

 ny herinandro teo dia nisy tamin’ireo solombavambahoaka ireo no avy hatrany dia nangataka fiara tsy mataho-dalana mba hiasany any amin’ny faritra nahavoafidy azy. Marina fa ilaina ny fiara, saingy, tsy laharam-pahamehana izany amin’izao, fa  rehefa tafapetraka  ny birao rehetra toy ny biraon’ny kaomisaonina dia izay vao mitaky izany, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana, Atoa Marco Tsaradia.

Nambarany, fa nandritry ny fampielezan-kevitra natao dia maro ireo fampanantenana natao tamin’ny vahoaka nifidy azy ireo ary tokony ho izay aloha  no imasoana sy vaindohan-draharahan’ireo depute ireo, vao mitaky izany fiara 4x4 hiasany izany. Tsy mahamaika ny fahazoana io fiara io, fa tanteraho aloha ny vina sy ny toky nomena ny vahoaka, hoy hatrany izy.

 

Sitraka r

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana