Dans la mme rubrique

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

31/03/2020

Tena mafy amin’ny Malagasy ny fepetra raisina mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus.

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

Hamaky ny tohiny...

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

30/03/2020

Mitondra ny fahitàny ny fivoaran` ny toe-draharaha eto amintsika ny mpahay lalàna no sady mpamakafaka politika, Rina Ranaivo-Harisoa, amin` izao fiatrehana ny COVID-19 izao.

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Famafazam-bola amin’ny fifidianana Afa-bela hatrany ny mpividy fahefana

23/07/2019

Manjaka eto Madagasikara ny aferafera maloto sy ny zavatra tsy mangarahara izay ny mpitondra no lohalaharana amin’izany.

 

 

 Fositra tena mamotika ny firenena sy mampanjaka ny kolikoly io, saingy naman’ny vitavita ho azy. Raha handray ohatra akaiky amin’ny zava-misy atsy Afrika Atsimo isika dia resaka tsy mangarahara tamin’ny fitantanana volam-bahoaka nampiongana azy. Tsy misy indrafo na fanarontsaronana fa rehefa manao ny tsy mety dia mijinja ny nafafy. Voarohirohy amina vola tsy mazava 30 000Euros tamin’ny fifidianana ihany koa ny filoha ankehitriny Cyril Ramaphosa, izay ny mediatiora mihitsy no manenjika azy. Manomboka ratsy toerana, fa tsy mba vitavita ho azy tahaka ny aty amintsika. Tany Frantsa dia mbola mitatao ao amin’i Nicolas Sarkozy ny resaka famatsiam-bola Libianina. Ireny niaraha-nandre ireny ny fisiana volabe nampiasain’ny filoha Rajoelina tamin’ny fifidianana filoha, izay naelin’ny haino aman-jery samihafa fa volabe 182 tapitrisa Euros no nampiasaina, ary ny mpanara-maso ny vondrona Eoropeanina izao no nilaza fa nizara vola ny kandida Rajoelina. Ny fahefana azo tamin’ireo fifidianana roa nifanesy, dia saika nanjakan’ny vola sy ny hosoka. Vitavita ho azy ireny, kanefa anisan’ny mason-tsivana hitarafana ny fandrosoan’ny firenena iray ny ady amin’ny kolikoly saingy ny an’i Madagasikara kosa lavitry ny kitay ny afo. Very toerana 68 isika nanomboka ny 2009-2018 satria laharana 84/180 no lasa 152. I Rwanda izay nireharehan’ny filoha ny fahatongavany teto dia faha-48 maneran-tany. Tsy atao mahagaga izany ho atsika satria miainga avy any ambony ny ohatra ratsy. Miteraka adihevitra goavana amin’izao fotoana izao ny fanendrena ny Tale Jeneralin’ny Bianco izay efa ny 2 jona no tany aminy ireo anarana telo hisafidianana. Tsy mety aminy sy tsy azon’ny filoha sy ny ekipany baikoana ve ka hitadiavana hirika hanendrena olon-kafa mihitsy ?

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana