Dans la mme rubrique

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

24/03/2020

“3 no narary ny zoma , 12 "cas confirmés" sahady ny alahady. Ireo aloha no azon' ny Filoha notenenina”hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Mipetraka kosa ny fanontaniana, hoy izy:

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

24/03/2020

Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lalàna mifehy ny fanoherana Misy zavatra mbola hokitihina indray

23/07/2019

Hisy fivoriana manokana avy hatrany eny amin`ny Antenimieram-pirenena ka ny lahadinika dia ny hanitsiana ny lalàna n°2011-013 natao tamin’ny 9 septambra 2011 izay mifehy ny satan’ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra.

 

 

 

 Na dia nisy aza  ny fanamarihana roa nataon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), lalàna efa nekeny io ka tokony ho azo hampiharina ;  tokony ho ny didy fampiharana sisa avoaka dia mihatra, saingy izao re fa mbola misy zavatra hokitihana izao indray.. Nanamarika ny fitondrana Rajaonarimampianina, nandritra ny 5 taona nijoroany, ny tsy fisian’ny mpanohitra ofisialy teo anivon’ny Antenimieram-pirenena. Voalaza ao amin`ny lalàmpanorenan`ny Repoblika faha-IV fa ny antoko manana depiote ao amin’ny Antenimieram-pirenena ary manambara amin’ny fomba ofisialy eny anivon’ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana an’izay maha mpanohitra azy izay. Mijoro ny antoko Tiako I Madagasikara ao anatin’izao fitondran’i Andry Rajoelina izao satria efa nametraka ny taratasy araka ny tondroin’ny lalàna manambara ny maha mpanohitra ny fitondrana azy. Marihana fa tamin`ny andron`ny tetezamita no nandaniana io lalàna n°2011-013 io. Ka inona indray izany no tokony hanitsiana azy eo anivon`ny Antenimieram-pirenena ? Sa kosa ilay lehiben`ny mpanohitra no tena adihevitra ? Andrasan’ny mpanara-baovao moa io olona hapetraky ny antoko TIM eo amin’ny toeran’ny lehiben’ny fanoherana io. Tsara tsiahivina fa tsy voatery ho solombavambahoaka ny lehiben’ny fanoherana fa azon’ny antoko TIM hatao tsara ny manendry olona tsy ao amin’ny parlemanta. Avy hatrany kosa anefa dia manana ny sata mitovy amin’ny solombavambahoaka izay ho lehiben’ny fanoherana satria ho lasa filoha lefitra fahafito eny amin’ny Antenimieram-pirenena. Tsy vitsy ireo mihevitra fa mety ny filoha nasionalin`ny antoko, Marc Ravalomanana, no hipetraka eo amin’izany toerana izany ka mety noho izay ve no tsy maintsy hikitihana na hanitsiana ilay lalàna ?

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana