Dans la męme rubrique

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

15/11/2019

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ary haharitra 4 andro ny fampirantiana iraisampirenena andiany voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany (salon international des transports, des Logistiques et de la manutention).

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

Hamaky ny tohiny...

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

14/11/2019

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

14/11/2019

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly fa omena alalana vonjy maika mandritra ny 3 volana ny fividianana solika anivon’ny Jirama handefa ho an’ireo toeram-pamokarana Jiro.

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

13/11/2019

Mirongatra ny doro tanety manerana ny faritra amin’izao ary saika potika avokoa ny harena ambanin’ny tany. Nambaran’ny minisitry ny tontolo iainana, Alexandre Georget fa noho ny fisian’ireo olona

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

Hamaky ny tohiny...

Fanohizana fianarana any ivelany Mahasarika ny maro ny any Kanada

12/11/2019

Orinasa iray manampy ireo rehetra te hipetraka any Kanada ny “VJ Consulting”.

Fanohizana fianarana any ivelany Mahasarika ny maro ny any Kanada

Hamaky ny tohiny...

Sehatry ny fitaterana Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana

11/11/2019

Amin’ny 14 ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao no hanatanterahana ny fampirantiana voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany hatao etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato.

Sehatry ny fitaterana Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny...

Banky foiben’i Madagasikara Henri Rabarijohn no governora vaovao

07/11/2019

Nesorina tamin’ny toerany ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara Alain Hervé Razafindrainibe ka misolo toerana azy manomboka izao Atoa Henri Rabarijohn.

Banky foiben’i Madagasikara Henri Rabarijohn no governora vaovao

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fitrandrahana drakaka anaty ala honko Miato mandritra ny 2 volana mahery

29/07/2019

Nivoaka ny didim-pitondrana laharana 14 274 / 2019 mampiato ny fitrandrahana drakaka anaty Ala honko eo anelanelan’ny 10 aogositra-31 oktobra 2019.

 Nampihena be io vokatra io, na teo amin’ny habeny  na teo amin’ny habetsahany ny tsy fisian’ny fanakatonana tao anatin’ny 2 taona, izay nahatsapan’ireo mpandraharaha misehatra amin’io lalam-pihariana io, ka niombonan’izy ireo hevitra tamin’ny fitondram-panjakana amin’ny tokony hamoahana ny didim-pitondrana mampiato kely izany aloha, ka io tanteraka io. Nohamafisiny fa « Ny fitrandrahana drakaka amin'ny endriny rehetra, indrindra ny fanjonoana, fanangonana famarotana, fividianana, ny fitaterana, ny famezivezena, ny fitehirizana ary ny fanondranana ny drakaka anaty ala honko (Scylla serrata) eto Madagasikara (velona, fitehirizana am-bifotsy, ny fitahirizana mivaingana manontolo, potipotika, nofony …, dia mikatona manomboka ny 10 aogosotra maraina ka hatramin’ny 31 oktobra 2019 misasak’alina, isan-taona amin’ny faritra rehetra manerana an’i Madagasikara ». Ho hentitra ny sazy ho an’ireo izay minia mandika izany hiarovana tsy hahalany tamingana ireo drakaka anaty ala honko eto Madagasikara.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana