Dans la mme rubrique

Zotra nasionaly Mitokona ireo taksibrosin’ny RN1, RN4, RN6

15/11/2019

Nitokona ireo mpitatitra amin’ny zotra nasionaly mihazo ny lalam-pirenena voalohany, faha-4, ary faha-6 omaly, ka nivoaka ivelan’ny toby fiantsonana tetsy amin’ny Gara Maki Andohatapenaka.

Zotra nasionaly Mitokona ireo taksibrosin’ny RN1, RN4, RN6

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny kolikoly Hiara-kiasa ny JIRAMA sy ny BIANCO

15/11/2019

Hiara-kiasa hiady amin’ny kolikoly manomboka izao ny orinasa JIRAMA sy ny birao mahaleo tena iadiana amin’ny kolikoly na ny BIANCO.

Ady amin’ny kolikoly Hiara-kiasa ny JIRAMA sy ny BIANCO

Hamaky ny tohiny...

Fianarana any ivelany Firenena 4 no tena mahaliana ireo tanora Malagasy

15/11/2019

Tena mahaliana ny tanora Malagasy, indrindra ireo vao afa-panadinana Bakalôrea ny hanohy fianarana any ivelany.

Fianarana any ivelany Firenena 4 no tena mahaliana ireo tanora Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Ambanin’Ampamarinana Fianakaviana 29 tafo no tandindomin-doza…

14/11/2019

Manomboka mirotsaka ny ranon’orana eto an-drenivohitra. Maro ireo faritra ahiana hampidi-doza noho izany toy ireo faritra avo izay misy ireo vatobe mandondona. Ho an’ny fokontany

Ambanin’Ampamarinana Fianakaviana 29 tafo no tandindomin-doza…

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Nanolotra 500.000 dolara ny USAID

14/11/2019

Iray amin’ny roa ireo ankizy latsaky ny dimy taona eto amintsika no lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo.

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Nanolotra 500.000 dolara ny USAID

Hamaky ny tohiny...

Mponin’Ambohidratrimo Mandeha taksibe vao mahita rano vidiana

13/11/2019

Velon-taraina tanteraka ireo mponina eny Ambohidratrimo noho ny tsy fisian’ny rano fisotro madio.

Mponin’Ambohidratrimo Mandeha taksibe vao mahita rano vidiana

Hamaky ny tohiny...

Tania, zazavavy kely 10 taona Vehivavy roa no naka an-keriny azy

13/11/2019

Tovovavy kely iray vao 10 taona monja antsoina hoe Tania, monina eny Avarabohitra Soavimasoandro no tsy hita nanomboka ny alatsinainy lasa teo.

Tania, zazavavy kely 10 taona Vehivavy roa no naka an-keriny azy

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Delegen’ny Boriborintany faha-4 “Fanosoram-potaka no natao ahy”

31/07/2019

Nisy ny fanomezana ny “permis de construction” matoa nisy ny fanorenana ny tsena ao amin’ny “parking Anosibe” izay miteraka olana sy korontana amin’izao fotoana, hoy ny delegen’ny Boriborintany fahefatra. Nambarany fa nisy olona nilaza, fa anisan’ny nandray vola tamin’ny fanamboarana io tsena io, izy.

 

 

 

 “Izaho tsy nanome alalana hanao tsena,  hoy ny fanazavany. Raha ny fanomezan-dalana hanorina tsena indray, dia voalazany, fa  misy olona tompon’andraikitra tao, fa tsy misy tsena atsangan’ny delege izany. Misy ny “service” ny tsena ary nisy ny tompon’andraikitra nanome ny “permis de construction”. Matoa afaka nanangana tsena dia nisy nanome alalana tao”, hoy ity delege ity. Eny anivon’ny  monisipaly ihany no afaka manome fahazoan-dalana sy manana fanapahan-kevitra hanangana tsena, fa tsy eny anivon’ny firaisana na Boriborintany akory. Nambarany fa fanosoram-potaka natao taminy ny fandraisany vola tamin’io. Ny lehiben’ny tsena sy ny  namany no tompon’andraikitra amin’ny fampandrosoana eo anivon’ny fiadidiana ny tanàna, izay tompon’antoka voalohany amin’izany, raha ny fanazavany hatrany.

 

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana