Dans la mme rubrique

GOVERNORA

05/03/2020

Voatendry ho governoran’ny faritra Atsinanana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly Atoa Rafidison Richard Théodore.

GOVERNORA

Hamaky ny tohiny...

LUDY SOA SY NATHAN

05/03/2020

Araka ny lahatsoratra nivoaka teto amin`ny gazety Tia Tanindrazana ny 02 martsa lasa teo, momba an`ireo tanora, LudySoa sy Nathan,

LUDY SOA SY NATHAN

Hamaky ny tohiny...

MBOLA AVOTRA ALOHA HATRETO

04/03/2020

Isan'ireo firenena afrikanina mbola mahavita miaro ny sisin-tany aloha hatreto i Madagasikara manoloana ny fiparitahan’ny Coronavirus.

MBOLA AVOTRA ALOHA HATRETO

Hamaky ny tohiny...

MPIANATRY NY PETIT NID TSY HITA POPOKA

03/03/2020

Tovolahy kely iray mitondra ny anarana hoe Rakotonindrina Sitraky ny Avo Toavina Cedrick no nambaran’ny fianakaviany fa tsy hita popoka.

MPIANATRY NY PETIT NID TSY HITA POPOKA

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TAXI-BROUSSE

02/03/2020

Raikitra ny fifampitifirana tetsy Mahavelona. Sady nitsoaka no nitifitra ny jiolahy izay vao avy nanao fanafihana mpandeha tamin'ny taxi-brousse.

FANAFIHANA TAXI-BROUSSE

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA CASHPOINT

27/02/2020

Mitohy hatrany ny fanafihana cashpoint eto an-drenivohitra.

FANAFIHANA CASHPOINT

Hamaky ny tohiny...

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

VAROTRA SY FANJIFANA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

 

 Na ny hanofa Lounge hatorian’ireo mpilalao aza, hoy izy, dia tsy vitan’ny federasionina, raha naneho ny heviny manoloana ny tranga fatorian’ireo Barea manao Chan tao Maputo, Mozambika.

Adrien Melvin

Manoloana ny fahombiazany nandritry ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na CAN 2019 dia tsy navotsotry ny ekipany FC Martingue intsony ny mpiandry tsatokazon’ny ekipam-pirenena Malagasy, Adrien Melvin. Mbola hijanona ao mandritr’izao taom-pilalaovana izao izany aloha ity Barea ity.

Antoko Teza

Manamafy ny avy eo anivon’ny antoko politika Teza fa tsy misy antony handraisan’izy ireo anjara amin’izay fifidianana ho avy eo. Mila atao mazava tsara, hoy ny filohan’ny antoko, aloha ny fitsipi-dalao rehetra mba tsy handaniana andro.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana