Dans la mme rubrique

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

31/03/2020

Tena mafy amin’ny Malagasy ny fepetra raisina mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus.

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

Hamaky ny tohiny...

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

30/03/2020

Mitondra ny fahitàny ny fivoaran` ny toe-draharaha eto amintsika ny mpahay lalàna no sady mpamakafaka politika, Rina Ranaivo-Harisoa, amin` izao fiatrehana ny COVID-19 izao.

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rugby à XV « Qualification Top 20 2019 » Natomboka omaly alahady tetsy Mahamasina

05/08/2019

Natomboka omaly alahady 04 aogositra 2019 ka haharitra 3 herinandro be izao, ka hifarana amin’ny 01 septambra 2019, ny fifanintsanana rugby à XV fiadian-toerana hahazoana miatrika ny Top 20 2019 karakarain’ny Malagasy Rugby.

 

 

 Nambaran’ny Tale Teknikan’ity Federasiona ity,  Atoa Randrianorosoa Antsoniandro teny amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly, fa ekipa miisa 24  ahitana ny solontenan’i Matsiatra Ambony, Alaotra Mangoro ary Atsinianana sy Vakinankaratra nozaraina ho vondrona 6 no miatrika an’ity fifaninanana ity ka anisan’izany ireo ekipa niaraka tamin’Analamanga Rugby fahiny (3Fb,  Tam , Tfma, Matadore A sns…). Ny roa voalohany isam-bondrona amin’rty fifanintsanana ity no hiatrika ny Top 20 hiaraka amin’ireo ekipa niatrika ny 1/4-dalan’ny Top 20 tamin’ny taon-dasa dia ny Ftm, Usa, Tfa, Fta,Cosfa,  Jsta,, Xv Fa ary ny  Scb. Ireo ekipa 12 ambiny tsy tafita kosa dia hiatrika ny « Championnat Fédéral 2 ». Manomboka izao, hoy ity Tale Teknikan’ny Malagasy Rugby ity dia hisy hatrany ireo ekipa hiakatra eo amin’ny sokajy  ambonimbony kokoa noho ny nisy azy ary hisy ihany koa ekipa hidina any amin’ny sokajy ambanimbany kokoa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana