Dans la mme rubrique

Rajaonarisoa Maholy “Mahatoky ny vadiko hampandroso an’Antananarivo aho”

22/11/2019

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainana mpitantana, mpanao politika, tompon’andraikitra ambony, manampahefana ny vady andefimandriny.

Rajaonarisoa Maholy “Mahatoky ny vadiko hampandroso an’Antananarivo aho”

Hamaky ny tohiny...

Fandikan-dalàna amin’ny propagandy Jamba ,moana , marenina ny CENI

22/11/2019

Ny lalàna fehizoro 2018-008 tamin’ ny 11 mey 2018 sy ny tovana amin’ izany no mamaritra ny lalàna mifehy ny fitantanana ankapobeany ny fifidianana ben’ ny tanàna sy mpanolontsaina.

Fandikan-dalàna amin’ny propagandy Jamba ,moana , marenina ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Arlette Ramaroson “Tsy manana porofo hitazonana ireo nosy Eparsa i Frantsa”

22/11/2019

Rehefa nohalalinina sy nodinihina ary nofakafakaina dia voaporofo fa tsy manana porofo hitazonana ireo nosy Eparsa ireo ny firenena Frantsay, hoy i Arlette Ramaroson, mpahay lalàna iraisam-pirenena, ka tokony hanararaotra hitaky ny hamerenana izany isika malagasy.

Arlette Ramaroson “Tsy manana porofo hitazonana ireo nosy Eparsa i Frantsa”

Hamaky ny tohiny...

Leo krizy ny vahoaka Misesy ny fandorana biraom-panjakana

22/11/2019

Nodoran’ny andian’olona ka kila forehitra ny Kaomisarian’ny polisy ao Sainte Marie.

Leo krizy ny vahoaka Misesy ny fandorana biraom-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Kandida Jimmy Randriantsoa « Aoka tsy hifampihantsy ! »

22/11/2019

Manohy ny fampielezankeviny toy ny kandida ho ben’ny tanàna namana hafa rehetra ny laharana faha-7 ao anaty bileta tokana

Kandida Jimmy Randriantsoa « Aoka tsy hifampihantsy ! »

Hamaky ny tohiny...

Elias Ralaiarimanana « Havitrika ny mpifidy amin’ity ! »

22/11/2019

Lesoka eto amin’ny tany sy ny firenena ny tsy fampiharana lalàna, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna eto Antananarivo, Elias Ralaiarimanana.

Elias Ralaiarimanana « Havitrika ny mpifidy amin’ity ! »

Hamaky ny tohiny...

Fanatanterahana fifidianana Nanolotra 216 000 dolara ny Norvezianina

22/11/2019

Naneho ofisialy ny tosikara ara-pifidianana andiany fahadimy ho an’ny kitapom-bola SACEM (Soutien Au Cycle Electoral de Madagascar)

Fanatanterahana fifidianana Nanolotra 216 000 dolara ny Norvezianina

Hamaky ny tohiny...


Politique

Alain Andriamiseza “Ny firaisankina no hery.”

12/08/2019

Samy mahatsapa ny rehetra fa ny firaisankina no hery ary io no hahafahana mametraka ny lalàna, hoy ny mpanao politika,

 

 Alain Andriamiseza, raha naneho ny heviny mikasika ny fanapahan-kevitr’ireo mpanohitra ny fitondrana hivondrona. Marina ny tenin’ny filoha Ravalomana, hoy izy, raha nilaza fa hatambatra ny ara-drariny “légitime” sy ara-dalàna “legal”. Ity farany matetika no mampiady hevitra, hoy ny tenany. Dingana manaraka ny hanangana ny rafitra iombonan’ny mpanohitra, hoy ny tenany.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana