Dans la mme rubrique

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

20/11/2019

Araka ny fanadihadian'ny polisim-pirenena ao amin'ny kaomisarian' Antsirabe, 10 000 000 Ariary no noheverin'ireo mpamaky fasana tao Ambatomenaloha Tsaravavaka,

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

20/11/2019

Velon-taraina ny olona any Morondava noho ny tsy fisiana fanafidy ao amin’ny Hopitaly Namahora.

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

Hamaky ny tohiny...

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

20/11/2019

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

Hamaky ny tohiny...

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

20/11/2019

Any am-ponjan'ny Mahajanga no miandry fitsarana ilay namono nahafaty ny tovolahy 15 taona izay mpiandry ondry sy osy amam-polony maro.

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

Hamaky ny tohiny...

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

18/11/2019

Mihidy mialoha ny amin’ny 9 ora alina ny toeram-pisotroana, mitohy ny fanentanan’ny manampahefana any Andapa fa tsy mitombina ny feo niely tamin’ny tambajotran-tserasera mahakasika ny

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

Hamaky ny tohiny...

AMBATONDRAZAKA Lehilahy mpanao biriky maty nilatsaham-baratra

18/11/2019

Teo am-panaovana biriky no nilatsaham-potaka ny raim-pianakaviana iray ka maty tsy tra-drano, tao Didy Ambatondrazaka.

AMBATONDRAZAKA Lehilahy mpanao biriky maty nilatsaham-baratra

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Nipotsaka ny atidohan’ilay zaza…

15/11/2019

Sesilany ny lozam-pifamoivoizana amoizana ain’olona na eto Antananarivo na any amin’ny faritra. Nahitana zaza iray voadonan'ny fiara tsy mataho-dalana teny Anosibe omaly tolakandro, ka maty tsy tra-drano.

Loza mahatsiravina Nipotsaka ny atidohan’ilay zaza…

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mponina eny Ambohitrimanjaka Afindrao toerana ny “Tanamasoandro”

12/08/2019

Anisan’ny vina napetraky ny filoha Rajoelina Andry ny hanaovana ilay tanàna vaovao sy maha te honina na ilay Tanamasoandro,

 

 

 izay tsy mbola hita taratra loatra aloha hatreto ny fanamboarana ny asa. Nilaza ny  mponina teny Ambohitrimanjaka, fa tsy mitsipaka ny hanaovana io Tanamasoandro io velively, izy ireo, fa mangataka kosa ny hamindrana sy hanamboarana azy mialà lavitra ny tanimbary hiasan’izy ireo.  Tanimbary mirefy 3500 hektara mantsy no voakasiky ny fanotorana, raha ny fanazavana. Raha hototorana mantsy io tanimbary io, dia tsy mahazo famantsian-drano, raha sanatria ka tototry ny rano, hoy ny fanazavan’izy ireo. Mbola misy toerana malalaka sy midadasika mialà kely ny kaominina Ambohitrimanjaka sy eny an-tamponketsa , ka tokony any ny fanjakana no manamboatra io Tanamasoandro io, hoy hatrany ireto mponina, izay miahiahy sahady, fa ho very amin’ny fivelomana sy ny fitadiavana, hoy ny nambaran’ireto mponina eny Ambohitrimanjaka ireto.

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana