Dans la mme rubrique

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

21/08/2019

Ny iray tamin’ireo jiolahy efatra izay nandratra azy telo mianaka tao Ambondromamy no efa tra-tehaka, raha ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambondromamy.

Ambondromamy Tratra ny iray tamin’ireo jiolahy nidaroka ireo telo mianaka

Hamaky ny tohiny...

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

21/08/2019

Mahatratra 07ha58a71Sa ny velaran’ity tany hanorenan’ny Madagascar Premium Oil (MPO) orinasa ao Tanandava ity.

Mitaraina ny tompon’ny MPO Toamasina “Fampiasam-bola 6 tapitrisa dolara izao somparan’ny fanjakana izao”

Hamaky ny tohiny...

Zava-mahadomelina mameno ny tanàna Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

21/08/2019

Mihanaka be ny rongony. Andrasana ny fepetra hentitra hanafoanana ity loza mandondona ny firenena ity. Efa hitovy tsy misy valaka amin’ireo tany miady sy hanatanterahana trafikana zavamahadomelina i Madagasikara.

Zava-mahadomelina mameno ny tanàna Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

Hamaky ny tohiny...

Lozam-pifamoivoizana Andranovelona RN 4 Anio maraina no halevina ny Mompera Jean de Lacroix

21/08/2019

Anio alarobia 21 aogositra amin’ny 9 ora maraina eny Andohalo ny lamesa fandevenana an’i Mopera Jean de Lacroix Ramaroson izay matin’ny lozam-pifamoivoizana. Hafenina eny amin’ny fasan’ny Misionera eny Ambohipo izy avy eo.

Lozam-pifamoivoizana Andranovelona RN 4 Anio maraina no halevina ny Mompera Jean de Lacroix

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana zava-mahadomelina an’Antananarivo sy Mahajanga Mandeha an-tongotra herinandro ireo mpiantoka rongony

21/08/2019

Fito andro maninjitra no fandehanan’ireo mpivarotra rongony an-tongotra.

Famatsiana zava-mahadomelina an’Antananarivo sy Mahajanga Mandeha an-tongotra herinandro ireo mpiantoka rongony

Hamaky ny tohiny...

Lozam-pifamoivoizana Andranovelona RN 4 Anio maraina no halevina ny Mompera Jean de Lacroix

21/08/2019

Anio alarobia 21 aogositra amin’ny 9 ora maraina eny Andohalo ny lamesa fandevenana an’i Mopera Jean de Lacroix Ramaroson izay matin’ny lozam-pifamoivoizana. Hafenina eny amin’ny fasan’ny Misionera eny Ambohipo izy avy eo.

Lozam-pifamoivoizana Andranovelona RN 4 Anio maraina no halevina ny Mompera Jean de Lacroix

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro tany Vohemar Jiolahy 6 matin’ny fokonolona

20/08/2019

Niaro ny tenany sy ny fananany ny vahoaka. Nandiso ny vaovao niely, omaly, mahakasika ny fitsaram-bahoaka tany Tsarabia, Vohémar ny mpitandro filaminana any an-toerana. Nilaza ireto farany fa fiarovan-tenan’ny mponina no tena marina na “légitime defense”.

Savorovoro tany Vohemar Jiolahy 6 matin’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tsy fandriampahalemana - Toliara Tra-tehaka ny mpanamboatra basy vita gasy

14/08/2019

Tra-tehaky ny polisy ny mpamatsy basy vita gasy ny faritra Atsimon’ny Nosy. Ny 11 aogositra 2019 lasa teo tany Tsimenatra II, Toliara , lehilahy iray, 26 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny «Force d’intervention de Police »

 

 

  na FIP any an-toerana noho ny resaka fanamboarana basy vita gasy. Andro maromaro talohan’io dia nahazo loharanom-baovao ny FIP fa misy lehilahy iray mpanamboatra sy mivarotra fitaovam-piadiana any amin’iny faritra iny . Natao ny fanarahan-dia ka tra-tehaka tao Tsimenatra II ilay tovolahy voalaza fa tompon’antoka amin’izany. Mbola tratra tao aminy ihany koa ny basy poleta vita gasy sy basy lava maromaro miaraka amin’ireo bala ana basim-borona miisa 4, «revolver», «pistolet automatique», bala maromaro, «matrices fanamboarana «cross métallique». Fantatra ihany koa fa ity lehilahy ity dia ahiana ho anisan’ireo mpamatsy basy lava an’ireo dahalo any an-toerana. Natolotra ny Police judiciaire ao Toliara avy hatrany hanohizana ny fanadihadiana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana