Dans la mme rubrique

KMF-CNOE “Fiara-mientana no ahombiazana!”

28/03/2020

Namoaka fanambarana ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena manoloana ny aretin-mandoza “coronavirus” izao. Voalohany,mbola manamafy hatrany

KMF-CNOE “Fiara-mientana no ahombiazana!”

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Niantso fahamatorana ho an’ireo sehatra tsy miankina

27/03/2020

Aoka isika mba ho matotra, hoy ny minisitry ny atitany, Tianarivelo Razafimahefa, omaly mantsy ireo sehatra tsy miankina mbola voatery manohy ny fampiodinana

Minisitry ny atitany Niantso fahamatorana ho an’ireo sehatra tsy miankina

Hamaky ny tohiny...

Fahafahan’ny mpanao gazety mivezivezy Nifampiresaka tamin’ny minisitera ny OJM

27/03/2020

Malalaka manomboka izao ny mpanao gazety amin’ny fikaroham-baovao, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny sekretera jeneralin’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM),

Fahafahan’ny mpanao gazety mivezivezy Nifampiresaka tamin’ny minisitera ny OJM

Hamaky ny tohiny...

Paikady sy serasera Misy fomba fiasa tokony amboarina ihany

27/03/2020

Niteraka resabe sahady omaly ny mikasika ny fanomezana 5 tapitrisa ariary izay manome vaovao na mahatratra ilay vehivavy nolazaina fa nanely tsaho raha nilaza fa efa maherin’ny 200 isa no voan’ny Coronavirus eto Madagasikara.

Paikady sy serasera Misy fomba fiasa tokony amboarina ihany

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka malagasy Mitady ho mandrimandry manana aretina sahady

27/03/2020

Andro fahaefatra amin’ny fihibohana, andro iray taorian’ny nilazan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, fa tsy nahitana tranga vaovao intsony taorian’ireo olona nitondra ny otrikaretina

Vahoaka malagasy Mitady ho mandrimandry manana aretina sahady

Hamaky ny tohiny...

Halatra finday sy vola Nidoboka eny Antanimora ilay jiolahy tsy ampy taona

26/03/2020

Nalefa eny Antanimora Lehilahy iray 17 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny Boriborintany faha-07 etsy 67Ha noho ny resaka fanendahana.

Halatra finday sy vola Nidoboka eny Antanimora ilay jiolahy tsy ampy taona

Hamaky ny tohiny...

Kaominina ivato Zaraina cache bouche sy gel maimaim-poana ny vahoaka

26/03/2020

Zaraina cache bouche sy gel maimaim-poana fanadiovana tanana tsy mandany rano reo vahoaka ao amin'ny kaominina Ivato.

Kaominina ivato Zaraina cache bouche sy gel maimaim-poana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

16/08/2019

Amin`ny herinandro ho avy izao, handalo eo anivon`ny PAC (Poles anti-corruption) na fitsarana misahana ny kolikoly ny raharaha mikasika fanodinkodinam-bolam-panjakana niseho teny anivon`ireo minisitera eny amin`ny PAC.

 

 

 Raha ny fantatra, maro ireo raharaha voalaza fa mahasaringotra olona ambony teo anivon`ny minisitera toy ny tale jeneraly, sekretera jeneraly, mpiasa tsotra… Nisy hatrany ny famoahana “Interdiction de Sortie de Territoire” (IST). Mivonona ny PAC ary efa nilaza fa andeha amin`ity tapaky ny volana aogositra ity ireo raharaha momba ireo mpandraharaha Malagasy nanodinkodim-bolam-panjakana. Dosie efa vita fanadihadiana teny anivon`ny birao mahaleotena misahana ny ady amin`ny kolikoly (BIANCO) no eny amin`ny PAC izao hiatrika fitsarana. Ny Tale jeneralin` ny Bianco, Andrianirina Laza Eric Donnat, izay miara-miasa akaiky amin`ny PAC dia milaza fa tsy andeferana izay rehetra manodinkodim-bolam-panjakana. Tafiditra ao anatin`ny politikam-panjakana ihany koa izany . Mandray anjara amin`izany ny BIANCO ka tsy tokony hisy tokoa ny fanodinkodinam-bolam-panjakana. Azo heverina fa tsy ho afa-bela izay voakasik’izany. Anisan`ny raharaha mafàna eny anivon`ny PAC ny raharaha Mbola Rajaonah sy ny fitoriana an`ireo solombavambahoaka 79 teo aloha izay nanao kolikoly. Ity farany ity,  izay nambaran`ny PAC fa naverina teny amin`ny Bianco noho ny tsy mbola mahafeno ny fepetra hitsarana ireo depiote teo aloha.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana