Dans la mme rubrique

Iavoloha Fatin-dehilahy mifono mistery…

21/11/2019

Lehilahy iray no hita faty anaty tatatra fandehanan’ny rano maloto teny Iavoloha, teo amin’ny sampanana mihazo ny Lapam-panjakana omaly vao maraina.

Iavoloha Fatin-dehilahy mifono mistery…

Hamaky ny tohiny...

ANOSY Zazavavy kely 4 taona nazeran'ny taksibe

21/11/2019

Ankizy vavy kely sahabo ho efatra taona no nianjera tampoka teny ambony taksibe teo Anosy omaly maraina tamin'ny 6ora sy sasany. Sady niteny ilay mpamily hoe :

ANOSY Zazavavy kely 4 taona nazeran'ny taksibe

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

20/11/2019

Araka ny fanadihadian'ny polisim-pirenena ao amin'ny kaomisarian' Antsirabe, 10 000 000 Ariary no noheverin'ireo mpamaky fasana tao Ambatomenaloha Tsaravavaka,

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

20/11/2019

Velon-taraina ny olona any Morondava noho ny tsy fisiana fanafidy ao amin’ny Hopitaly Namahora.

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

Hamaky ny tohiny...

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

20/11/2019

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

Hamaky ny tohiny...

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

20/11/2019

Any am-ponjan'ny Mahajanga no miandry fitsarana ilay namono nahafaty ny tovolahy 15 taona izay mpiandry ondry sy osy amam-polony maro.

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

Hamaky ny tohiny...

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

18/11/2019

Mihidy mialoha ny amin’ny 9 ora alina ny toeram-pisotroana, mitohy ny fanentanan’ny manampahefana any Andapa fa tsy mitombina ny feo niely tamin’ny tambajotran-tserasera mahakasika ny

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Ambolomadinika - Toamasina Tsy lohan’olona fa karandoha no hita ?

20/08/2019

«Amin’ny alarobia ho avy izao no hanome ny tohin’ny vaovao izahay mpitandro filaminana mikasika ilay raharaha Ambolomadinika, Toamasina”, hoy ny zandary avy ao amin’ny sampana mpanao fanadihadiana sy famotorana Toamasina, raha nitafa tamin’ny mpanao gazetinay.

 

 

 

Nandeha mantsy ny feo fa efa tamin’ny alarobia teo no nanatanterahan’ny sampan’ny zandary misahana ny heloka bevava ny famotorana ilay tovovavy sy ny rainy. Tsy mbola nisy anefa ny fampitam-baovao taorian’izay ka misy tamin’ireo mpanara-baovao no nihevitra fa efa nivalona sahady ity raharaha ity. Voatanan’ny tsiambaratelon’ny famotorana ireo mpitandro filaminana ary voazala fa mbola misy paik’ady amin’ny asa fitsikilovana sy ny angom-baovao ataony ka izay no tsy namoahany amin’ny ampahany ny vokatry ny fanadihadiana.

Karandoha

Araka ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana hatrany, tsy nilaza velively ilay tovovavy nandritra ny fanadihadiana azy fa nahita lohan’olona fa karandoha. Nanitsy io vaovao diso izay niely, vokatry ny fanadihadiana ireo mpitandro filaminana. Nanamafy hatrany ireto farany fa tsy marina ny feo mandeha fa efa nampidirina am-ponja vonjimaika ity tovovavy 21 taona, noho ny fanelezana tsaho  izay nampisakoroka olona noho ny io karandoha lazainy fa hitany io, ny 9 aogositra teo raha sendra nikopaka ny lambam-baravarana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana