Dans la mme rubrique

Ho sahirana ny fanjakana Miha-mafy ny fanoherana ny Tanà-Masoandro

14/11/2019

Mitalaho sy mandadilady na manana ny rariny aza ny vahoaka tompon’ny tany eo anatrehan’ny raharaha Ambohitrimanjaka.

Ho sahirana ny fanjakana Miha-mafy ny fanoherana ny Tanà-Masoandro

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran’ny Vola Tafatsangana ny Sendikan’ny mpiasa

14/11/2019

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Hotely Koots Food Mahamasina ny fijoroan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Ministeran’ny Vola (SMMV).

Minisiteran’ny Vola Tafatsangana ny Sendikan’ny mpiasa

Hamaky ny tohiny...

ACMIL Antsirabe Mampiahiahy ny nahafaty ilay mpanamory…

13/11/2019

Mpianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramanidina Antsoina hoe Rakotoson Mamimaherimanana Andrianina, 33 taona anisan’ireo afa-panadinana ho mpanamory no namoy ny ainy.

ACMIL Antsirabe Mampiahiahy ny nahafaty ilay mpanamory…

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka Mirongatra rehefa misy fifidianana

13/11/2019

Miasa ny vola rehefa vanim-potoan’ny fifidianana toy izao ary tsy azo ihodivirana.

Vola sandoka Mirongatra rehefa misy fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana ny zon’olombelona Ratsy toerana i Madagasikara

13/11/2019

Nisongadina indray ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona, indrindra ho an’ny ankizy sy ny mahakasika ny vehivavy.

Fiarovana ny zon’olombelona Ratsy toerana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana faobe Voambolana diso

13/11/2019

Tsy misy ny fitsarana faobe na « audience forraine », hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara, Clément Jaona.

Fitsarana faobe Voambolana diso

Hamaky ny tohiny...

Clément Jaona Hiady ho an’i Faniry Ernaivo ny SMM

12/11/2019

Izy tenany no nampahafantatra ahy fa voaroaka izy ary tamin’ny alalan’ny “compte fake” fa hatreto tsy mbola nisy fanambarana ofisialy avy amin’ny Filankevitra ambonin’ny Mpitsara (CSM),

Clément Jaona Hiady ho an’i Faniry Ernaivo ny SMM

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fitsarana misahana ny kolikoly-PAC Raharaha 70 no hotsaraina amin’ity taona ity

21/08/2019

Nisy ny fahatarany teo amin’ireo antontan-taratasy tokony hotsaraina, araka ny fanazavana voaray, noho ny antony tamin’ny fifidianana ireo mpikambana tao amin’ny “Pôle Anti-Corruption” na ny PAC,

 

 hoy ny mpampanoa lalàna eo anivon’ity rafitra miady amin’ny kolikoly ity, atoa Solofohery  Razafindrakoto. Nambarany fa mahatratra 70 ireo antontan-taratasy voaray ka ezahin’ny rafitra hotsaraina amin’ity taona ity ireo, hoy izy. Ny 19 ka hatramin’ny 27 novambra  ho avy izao, dia antontan-taratasy 13 no tsy maintsy hotsaraina, izany hoe olona 38 voapanga. Heloka bevava toy ny fanodinkodinam-bolam-panjakana, fanondranana  harem-pirenena sy olona mankany ivelany no jerena sy tsaraina amin’izany, hoy ny fanazavana. Tsy misy kosa ny sazy mihantona omen’ny PAC fa afaka maka mpisolovava ireo voapanga. “Session” valo no mandalo eo anivon’io rafitra io, ka ny voalohany ny 2 septambra ho avy izao ary ny volana oktobra sy desambra kosa ny “session” faharoa. Araka ny fanazavan’ity mpampanoa lalàna ity hatrany, dia efa vonona ny PAC ary voatsara alohan’ny faran’ny taona avokoa ireo antontan-taratasy ireo.

 

 

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana