Dans la mme rubrique

Havila School sy BHMS Soisa Hisy fampiofanana any ivelany sy antoka arak’asa

10/09/2019

Hisy ny fiaraha-miasa lehibe eo amin’ny Havila School etsy Mamory Ivato sy ny Business & Hotel Management School na BHMS avy any Soisa, araka ny fampahafantarana omaly tetsy amin’ny Hôtel Pietra Analakely.

Havila School sy BHMS Soisa Hisy fampiofanana any ivelany sy antoka arak’asa

Hamaky ny tohiny...

Fampiofanana arakasa Tanora 25 mianadahy halefa any Kenya

06/09/2019

Ho fampivoarana sy ho fampiroboroboana ny fiofanana arakasa dia tanora miisa 25 no halefan’ny orinasal Base Toliara handranto fianarana any Kenya.

Fampiofanana arakasa Tanora 25 mianadahy halefa any Kenya

Hamaky ny tohiny...

Fitadiavan’asa Takian’ny orinasa maro ny fahaizana teny Anglisy

05/09/2019

Tsy azo ihodivirana intsony ny tokony hifehezana ny teny Anglisy eto Madagasikara. Amin’izao fotoana izao mantsy dia saika mitaky ny fahaizana io teny vahiny io avokoa ireo orinasa maro.

Fitadiavan’asa Takian’ny orinasa maro ny fahaizana teny Anglisy

Hamaky ny tohiny...

Faritra Anosy Mila ezaka be amin’ny fambolen-kazo

05/09/2019

Noraketina tanatin’ny boky mihitsy ny antontan-kevitra rehetra voaray izay avadika fandaharan’asa amin’ny fambolen-kazo ho an’ny faritra Anosy.

Fanorenana sy asa vaventy Tsy ampy ny akora fototra ny hamokarana simenitra

04/09/2019

Mbola maro ny akora fototra hafarana any ivelany amin’ny fanamboarana ny simenitra hoy ny fanambaran’ny tompon’andraikitry eo anivon’ny Holcim,Patrick Rajaonarivelo.

Fanorenana sy asa vaventy Tsy ampy ny akora fototra ny hamokarana simenitra

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Mahazo vahana tanteraka ny vahiny

27/08/2019

Betsaka ny mpandraharaha malagasy misehatra amin’ny fitrandrahana madinika (petites mines) raha oharina amin’ny fitrandrahana vaventy (filières grandes mines).

Ity fitrandrahana madinika ity dia anisan’ny sehatra ahafahana mampiroborobo ny toekarena kanefa tena anjakazakan’ny vahiny raha ny eto Madagasikara. Nanambara ny mpandraharaha mpitrandraka madinika iray, Liva Randrianasolo fa tokony hampiharina amin’izay ny lalàna mifehy ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany eto amin’ny firenena Ankoatra izay dia mampitaraina  ihany koa ny mikasika ny fandefasana « échantillons » mankany ivelany izay ny vahiny no tena manankarena sy mahazo tombony. Ny 80%-n’ireo vahiny mpandraharaha eo amin‘ny fitrandrahana madinika eto Madagasikara anefa dia saika ireo mitondra visa touristique avokoa. Anisan’izany ireo teratany Srilanke, Sinoa, Tailande ary Afrikanina izay tena misehatra eo amin’ny fandraharahana amin’ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany eto amin’ny firenena. Fehezin’ireo teratany vahiny izay mody mitondra anarana mpizahatany ireo avokoa manomboka eny amin’ny kariera fitrandrahana, ny fanerana ny vato ary hatramin’ny fanondranana. Rehefa izay dia tena mahazo tombony be mihoatra lavitra amin’ireo mpandraharaha malagasy eto an-toerana izy ireo.

Tsirinasolo

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana