Dans la mme rubrique

Antalaha Trano 430 may hotohoton’ny afo

13/09/2019

Nitrangana hain-trano tao amin’ny distrikan’Antalaha. Trano manodidina ny 430 tafo no indray kila sy hotohoton’ny afo. Tao amin’ny fokontany Antanandavabe, kaominina Ambalabe, distrikan’Antalaha, faritra SAVA, no nirangan’ny loza.

Antalaha Trano 430 may hotohoton’ny afo

Hamaky ny tohiny...

Zava-mahadomelina Rongony 42 kitapo no tratra nandritra ny fitsidihan’ny Papa

13/09/2019

Nohararaotin’ireo jiolahy mpanao trafikana zava-mahadomelina tany amin’ny faritra atsimo sy avaratry ny Nosy ny fifantohan’ny mpanara-baovao nandritra ny fitsidihan’ny Papa Fransoa.

Zava-mahadomelina Rongony 42 kitapo no tratra nandritra ny fitsidihan’ny Papa

Hamaky ny tohiny...

TSARATANANA SY ANJOZOROBE Miverina amin-kery ny asan-dahalo

13/09/2019

Mikolay tanteraka ny mponina amin’ny faritra anelanelan’i Tsaratanana sy Anjozorobe. Nanamparan’ny dahalo ny heriny tanteraka Ambakireny,

TSARATANANA SY ANJOZOROBE Miverina amin-kery ny asan-dahalo

Hamaky ny tohiny...

Halatra vatoaratra fiara Nifanenjehan’ny fokonolona eran’Anosibe sy Andavamamba ilay jiolahy

13/09/2019

Halatra vatoaratra fiara Nifanenjehan’ny fokonolona eran’Anosibe sy Andavamamba ilay jiolahy

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHAN-JIOLAHY AMBOHIMANARINA Manomboka tonga ara-potoana ny mpitandro filaminana

13/09/2019

Efa nandrasan’ny maro ny fahatongavan’ny mpitandro filaminana ara-potoana rehefa misy fanafihana. Folo minitra teto dia tonga ny polisy ka tra-tehaka ilay mpanao ratsy.

FANAFIHAN-JIOLAHY AMBOHIMANARINA Manomboka tonga ara-potoana ny mpitandro filaminana

Hamaky ny tohiny...

Andraharo Tra-tehaka ilay jiolahy mpamaky loha

12/09/2019

Iray tamin’ireo telo namaky loha sy oron’ny lehilahy zokiolona no tra-tehaky ny polisy, taorian’ny fifanenjehana. Fikasana hanendaka ny takarivan’ny voalohan’ny herinandro teo ka namaly ilay rangahy be no fototry ny fandratrana.

Andraharo Tra-tehaka ilay jiolahy mpamaky loha

Hamaky ny tohiny...

Famotsiana omby halatra 271 Olom-boafidy iray tra-tehaka

12/09/2019

Nandritry ny fisafoana nataon'ny ampahany amin'ireo miaramila tarihin'ny Jeneraly William Michel Andriamasimanana lehiben'ny ZRPS Alpha tao amin'ny kaominina Befandriana Atsimo dia hita fa misy asa famotsiana omby halatra amin'ny alalan'ny fanamboarana bokin'omby sandoka izay nataon'olom-boafidy ao an-toerana,

Famotsiana omby halatra 271 Olom-boafidy iray tra-tehaka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Soavimbazaha Miarinarivo, Itasy Miha mahazo vahana ny halatra omby

02/09/2019

Notafihin’ny dahalo enin-dahy mitam-piadiana ny tanàna iray ao Andranomanelatra, kaominina ambanivohitra Soavimbazaha, distrikan’i Miarinarivo.

 

 

 

 

 Tamin’ny alin’ny zoma teo sahabo ho tamin’ny 9ora sy sasany alina no niseho ny halatra. Omby enina no lasan’ireo dahalo tamin’izany. Nampilaza ny zandary avy ao amin’ny borigadin’i Miarinarivo ny mponina teo an-tanàna izay tsy sahy niatrika avy

hatrany noho ny tahotra ny ain’izy ireo. Nanohy ny fanarahan-dia avy hatrany ireo mponina teo an-toerana sy ireo mpitandro filaminana, raha vao tonga ireto farany izay ary fitaovam-piadiana. Omby telo tamin’ireo enina no najanon’ireo jiolahy teny an-dalana raha ny fampitam-baovao ka ireo ihany hatramin’ny nanoratana ny vaovao no avotra. Mbola mitohy hatrany ny fizahana ireo biby fiompy ireo, nihazo ny avaratra andrefana ny dian’omby. Raha ny filazan’ny mponina any an-toerana, nahazo vahana indray tato ho ato ny tsy fandriampahalemana tamin’iny faritra Itasy iny. Nahomby hatrany ny fiaraha-miasan’ireo mpitandro filaminana sy ny andrimasom-pokonolona, indrindra raha tsy tara ny fampandrenesana ireo mpiaro ny vahoaka sy ny fananany.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana