Dans la mme rubrique

Rodoben’ny mpanohitra Namoaka ny dosien’ny fitondrana tetezamita

16/07/2020

Namoaka ireo teboka lehibe voarakitra ao amin’ny fanadihadiana nataon’ny banky iraisam-pirenena momba ny resaka paradisa fiskaly

Rodoben’ny mpanohitra Namoaka ny dosien’ny fitondrana tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Antoko Otrikafo “Aleo ny fokontany no hampizarana fanampiana isan-tokantrano”

16/07/2020

Manaraka akaiky ny raharaham-pirenena, indrindra fa ity resaka Covid 19 ity, ny antoko politika Otrikafo, hoy ny sekretera jeneraliny, Elia Rabevahiny.

Antoko Otrikafo “Aleo ny fokontany no hampizarana fanampiana isan-tokantrano”

Hamaky ny tohiny...

Nosy Manodidina “Fifampiresahana ihany no ahitana vahaolana iombonana”

15/07/2020

Mbola resabe eo anivon` ny fiarahamonina sy eo anivon` izao tontolo izao ny resaka Nosy Manodidina.

Nosy Manodidina “Fifampiresahana ihany no ahitana vahaolana iombonana”

Hamaky ny tohiny...

Serge Zafimahova “Akaiky ny fipoahana ara-tsosialy”

10/07/2020

Olana be rehefa mihiboka na ekena aza fa misy ny aretina. Tokony hisy fandinihina ara-stratejika bebe kokoa ataon’ny mpitondra fa efa tsy tafavoaka intsony ilay izy satria efa miha manakaiky foana ny fipoahana ara-tsosialy.

Serge Zafimahova “Akaiky ny fipoahana ara-tsosialy”

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona 11 volana, tsy voatendry ny solon’i Mbade Jeannine

10/07/2020

63 ny isan’ireo Loholona mandrafitra ny Antenimierandoholona, izay andrimpanjakana faharoa eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Antenimierandoholona 11 volana, tsy voatendry ny solon’i Mbade Jeannine

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanarahana ny toromarika Mila mandini-tena ny mpitondra fanjakana

10/07/2020

Tao anatin’ny 3 andro niverenan’ny fihibohana tapak’andro izao no nahitana fa sarotra ho an’ny olom-pirenena ny tsy hifanaretsaka amin’ireo toerana fitadiavany isan’andro. Isotry, 67ha, Ambanidia,

Tsy fanarahana ny toromarika Mila mandini-tena ny mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Hemerson Andrianetrazafy –mpahay tantara “Marefo sy tsy tsara faka ny demokrasia eto”

10/07/2020

Rehefa tsy eo amin’ny fitondrana ireo nitondra taloha vao mody misaina, hoy ny mpahay tantara, Hemerson Andrianetrazafy.

Hemerson Andrianetrazafy –mpahay tantara “Marefo sy tsy tsara faka ny demokrasia eto”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Vondron’olon-tsotra « Tsy misy demokrasia intsony eto »

03/09/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny filoha nasionalin’ny Vondron’Olon-Tsotra (VOT) manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny.

 

 

 

Nambaran-dRtoa Sarah Zoe fa tsy hita taratra eto amin’ny firenena intsony ny demokrasia fa ny jadona no tena manjaka. Tokony hisy hatrany, hoy izy ny fifampiresahana mialoha ny hanatanterahan’ny fanjakana  zavatra fa tsy rehefa tsy mitovy ny hevitra dia avela amin’izao ny an-kilany. Ny fanjakana no tokony ho modely hanatanteraka izany, hoy izy dia manaraka ho azy ny hafa. Mikasika ny fisian’ny antoko mpanohitra  indray dia nomarihiny fa tena ilaina izany mba hisian’ny arofanina eto amin’ny firenena. Tombony ho an’ny fanjakana aza, hoy Rtoa Sarah Zoe hahafantaran’izy ireo ny tsy mety hataony ka hanitsiany ny diany. Miantso ny mba hampiharana ny tena demokrasia marina eto amin’ny firenena ity filoha nasionalin’ny VOT ity.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana