Dans la mme rubrique

Rodoben’ny mpanohitra Namoaka ny dosien’ny fitondrana tetezamita

16/07/2020

Namoaka ireo teboka lehibe voarakitra ao amin’ny fanadihadiana nataon’ny banky iraisam-pirenena momba ny resaka paradisa fiskaly

Rodoben’ny mpanohitra Namoaka ny dosien’ny fitondrana tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Antoko Otrikafo “Aleo ny fokontany no hampizarana fanampiana isan-tokantrano”

16/07/2020

Manaraka akaiky ny raharaham-pirenena, indrindra fa ity resaka Covid 19 ity, ny antoko politika Otrikafo, hoy ny sekretera jeneraliny, Elia Rabevahiny.

Antoko Otrikafo “Aleo ny fokontany no hampizarana fanampiana isan-tokantrano”

Hamaky ny tohiny...

Nosy Manodidina “Fifampiresahana ihany no ahitana vahaolana iombonana”

15/07/2020

Mbola resabe eo anivon` ny fiarahamonina sy eo anivon` izao tontolo izao ny resaka Nosy Manodidina.

Nosy Manodidina “Fifampiresahana ihany no ahitana vahaolana iombonana”

Hamaky ny tohiny...

Serge Zafimahova “Akaiky ny fipoahana ara-tsosialy”

10/07/2020

Olana be rehefa mihiboka na ekena aza fa misy ny aretina. Tokony hisy fandinihina ara-stratejika bebe kokoa ataon’ny mpitondra fa efa tsy tafavoaka intsony ilay izy satria efa miha manakaiky foana ny fipoahana ara-tsosialy.

Serge Zafimahova “Akaiky ny fipoahana ara-tsosialy”

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona 11 volana, tsy voatendry ny solon’i Mbade Jeannine

10/07/2020

63 ny isan’ireo Loholona mandrafitra ny Antenimierandoholona, izay andrimpanjakana faharoa eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Antenimierandoholona 11 volana, tsy voatendry ny solon’i Mbade Jeannine

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanarahana ny toromarika Mila mandini-tena ny mpitondra fanjakana

10/07/2020

Tao anatin’ny 3 andro niverenan’ny fihibohana tapak’andro izao no nahitana fa sarotra ho an’ny olom-pirenena ny tsy hifanaretsaka amin’ireo toerana fitadiavany isan’andro. Isotry, 67ha, Ambanidia,

Tsy fanarahana ny toromarika Mila mandini-tena ny mpitondra fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Hemerson Andrianetrazafy –mpahay tantara “Marefo sy tsy tsara faka ny demokrasia eto”

10/07/2020

Rehefa tsy eo amin’ny fitondrana ireo nitondra taloha vao mody misaina, hoy ny mpahay tantara, Hemerson Andrianetrazafy.

Hemerson Andrianetrazafy –mpahay tantara “Marefo sy tsy tsara faka ny demokrasia eto”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tabera Randriamanantsoa “Hanao kongresy ny mpanohitra »

03/09/2019

Hanatanteraka kongresy ny RMDM na ny “Rodoben’ny Mpanohitra ho amin’ny Demokrasia eto Madagasikara”, handinihan’izy ireo ny

 

 

fepetra anatiny io rafitra io sy  hamaritana ny tolo-dalàna  nolanian’ny teo anivon’ny antenimieram-pirenena momba ny satan’ny mpanohitra. Nambaran’Atoa Tabera Randriamanantsoa fa tokony hisy ny lehiben’ny mpanohitra eny anivon’ny lapan’i Tsimbazaza satria tsy mipetraka ny demokrasia, raha tsy misy ny mpanohitra. Nankasitraka ny antenimierandoholona ny tenany tamin’ny tsy mbola nandanian’izy ireo ny lalàna mifehy ny mpanohitra. Hivoaka  mandritry io kongresy izay atao io koa ny lalàna hifehy ny fanoherana avy amin’izy ireo, hoy hatrany izy.

 

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana