Dans la męme rubrique

Asa any Koweit Tratra ireo mpivady mpanondran’olona

18/07/2020

Lehilahy sy vehivavy iray mpivady no tratran’ny polisy avy ao amin’ny Service des Enquêtes Spécialisés ny 15 jolay

Asa any Koweit Tratra ireo mpivady mpanondran’olona

Hamaky ny tohiny...

Fikasana hamono ny Filoha Kaomorianina Voasambotra tany Mahajanga i Bouboucha

18/07/2020

Teratany Kaomorianina iray avy atsy amin’ny Nosy Anjouan antsoina hoe Isa Mohamed fantatra amin’ny anaram-bositra « Bouboucha »

Fikasana hamono ny Filoha Kaomorianina Voasambotra tany Mahajanga i Bouboucha

Hamaky ny tohiny...

Jean Eric Rakotoarisoa “Aza maika ny hamangy sy hiandry faty…”

18/07/2020

Mitandrema, hoy ny hafatry ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana, Jean Eric Rakotoarisoa, manoloana ny zava-misy mikasika ny fipariahan’ny valanaretina Coronavirus eto amin’ny firenena.

Jean Eric Rakotoarisoa “Aza maika ny hamangy sy hiandry faty…”

Hamaky ny tohiny...

Afo be teny Antaninarenina Kila forehitra ny ONE sy ny Paositra

16/07/2020

Nirehitra omaly hariva ny Ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana na ny ONE eny Antaninarenina.

Afo be teny Antaninarenina Kila forehitra ny ONE sy ny Paositra

Hamaky ny tohiny...

Misaona ny fanaovan-gazety Nodimandry i Tahiana Andrianarimanana

16/07/2020

Nodimandry teo amin’ny faha 35 taonany omaly ny namana mpanao gazety eo anivon’ny Onjampeo Feon’Imerina, Hariniaina Tahiana Andrianarimanana na Tahiana Andrianarimanana.

Misaona ny fanaovan-gazety Nodimandry i Tahiana Andrianarimanana

Hamaky ny tohiny...

Mba ho fitsinjovana ny rehetra Sao tokony hahena ny vidin-jiro sy vidin-tsolika ?

16/07/2020

Ny vesatra zakain’ny isan-tokantano sy ny vidim-piainana mihitsy no tokony hahena amin’izao fotoam-pahasahiranana iainan’ny vahoaka izao.

Mba ho fitsinjovana ny rehetra Sao tokony hahena ny vidin-jiro sy vidin-tsolika ?

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’asam-panjakana Covid-19 Mitaky mangarahara ny firaisamonim-pirenena

15/07/2020

Mangataka ny hamoahana ny mangarahara sy ny tamberin’andraikitra momba ny fitantanana ara-bola mikasika ny covid-19 ny Firaisamonim-pirenena. Isan’ny

Tsenan’asam-panjakana Covid-19 Mitaky mangarahara ny firaisamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Fahalalahana hiteny Maty momoka ny tolona natao 3 taona lasa ?

03/09/2019

Mahalasa saina ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety, Gerard Rakotonirina, izay nanambara fa tato ho ato dia nisinisy ihany ny fampiantsoana mpanao gazety.

 

 

 

 Nisy ihany, hoy izy tamin’ny fitondrana teo aloha saingy tamin’ity tena matetitetika. Izao tokoa ve no antony nananganana ilay antsoina hoe MLE na “Mouvement pour la Liberté d’expression » tamin’ny 3 taona lasa sa tena ny ahazoana fahalalahana hiteny marina araka ny anaran’ny hetsika ? Tsiahivina fa nafana fo tamin’ny fitarihana ireny hetsika ireny tamin’ny fotoan’androny ny minisitry ny serasera ankehitriny, Lalatiana Rakotondrazafy, izay mpahay lalàna rahateo. Mety ve ny fisamborana sy fampiantsoana mpanao gazety andro tsy fiasana ? Raha iverenana ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny holafitra izay nanamafy fa hafa kely ny tamin’ity ary nampametra-panontaniana azy hoe maika ho aiza isika dia hita ho mizotra ho maty momoka ihany iny hetsika tamin’ny 3 taona lasa iny.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana