Dans la męme rubrique

Tranga hafahafa tetsy Anosibe Lehilahy roa maty teny an-kalamanjana

27/02/2020

Hafahafa ny toe-javatra niseho teny Anosibe omaly. Lehilahy roa samy hafa no samy maty tamin’ny fomba mampiahiahy.

Tranga hafahafa tetsy Anosibe Lehilahy roa maty teny an-kalamanjana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Andrimasom-pokonolona 3000 mianadahy no hahetsika

27/02/2020

Tena mihorohoro Antananarivo, tsy ampy intsony ny mpitandro filaminana irery miasa. Averina noho izany ny andrimasom-pokonolona eto Antananarivo mba hametrahana ny fandriampahalemana,

Antananarivo Renivohitra Andrimasom-pokonolona 3000 mianadahy no hahetsika

Hamaky ny tohiny...

AMBODIN’ISOTRY Mpanendaka sy mpanao herisetra 7 no tratra, vehivavy ny iray

27/02/2020

Mpanendaka miisa fito no voasambotry ny polisy miasa ao amin'ny kaomisaria Ambodin'Isotry ny talata 25 sy omaly alarobia 26 febroary tetsy amin’ny AIGLE

AMBODIN’ISOTRY Mpanendaka sy mpanao herisetra 7 no tratra, vehivavy ny iray

Hamaky ny tohiny...

Ampefiloha Nampidirina vonjimaika eny Antanimora ilay mpanendaka tratra

27/02/2020

Lehilahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny PPA Ampefiloha ny alahady teo rehefa avy nanendaka tovolahy teny amin’ny faritra La Réunion kely.

Ampefiloha Nampidirina vonjimaika eny Antanimora ilay mpanendaka tratra

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Mailo izao tontolo izao

27/02/2020

Hatreto dia tsy mbola nahitàna trangan`aretina « Coronavirus » eto Madagasikara, araka ny vaovao ofisialy. Nohamafisina ny fepetra fitandremana eny anivon`ny seranam-piaramanidina sy seranan-tsambo malagasy.

Coronavirus Mailo izao tontolo izao

Hamaky ny tohiny...

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fikambanan-jiolahy Nadoboka am-ponja ilay mpangalatra sy ny mpanao varo-maizina

10/09/2019

Any am-ponja no miandry ny fitsarana azy ireo tambajotran-jiolahy tra-tehaka. Lehilahy roa no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP6 Ambohimanarina ny 5 sy 6 septambra lasa teo teny Andraharo sy 67ha noho ny halatra miharo vaky trano.

 

 

 Ny faran’ny herinandro dia nisehoana vaky trano teny amin’ny faritra Andraharo. Rehefa natao ny fanadihadiana, lehilahy iray no nahiahiana ho nahavita an’izany ka nosamborina avy hatrany. Taorian’ny nahazoana ity tovolahy iray ity no nahatrarana ny namany iray hafa izay mpandray sy mpivarotra ny entana halatra tetsy 67ha ny 6 septambra 2019 maraina. Mbola hita teny aminy ireo entana halatra nangalariny. Samy niaiky ny heloka vitany izy ireo ary nanamafy fa mpiray tendro amin’ny asa ratsy toy izao. Araka ny fampitam-baovao voaray, any am-ponjan’Antanimora izy roalahy no miandry ny fitsarana azy.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana