Dans la mme rubrique

Orange Pro-League Malagasy andro faha-13 Anio zoma dia efa hisy lalao hotanterahina

21/02/2020

Hiditra amin’ny andro faha-13 sahady ny fifaninanana baolina kitra Orange Pro-League Malagasy amin’ity faran’ny herinandro hitsahana ity ka anio zoma 21 febroary 2020

Orange Pro-League Malagasy andro faha-13 Anio zoma dia efa hisy lalao hotanterahina

Hamaky ny tohiny...

26e Coupe Des Clubs De La CAVB Zône 7 Ekipa Malagasy roa no hiatrika ny ankatoky ny famaranana anio

21/02/2020

Anio zoma 21 febroary 2020 no hanatanterahana an’ireo lalao ankatoky ny famaranana 4, sokajy vehivavy sy sokajy lehilahy amin’ny fifaninanana Volley-ball “ 26e Coupe Des Clubs De La

26e Coupe Des Clubs De La CAVB Zône 7 Ekipa Malagasy roa no hiatrika ny ankatoky ny famaranana anio

Hamaky ny tohiny...

YMCA MADAGASCAR Namoaka ny andiany faha-5 amin’ny fiofanana S2C

21/02/2020

Notanterahina tao amin'ny Le Pavé Antaninarenina ny famoahana ny andiany fahadimy “COHORT 5” ny amin'ny

YMCA MADAGASCAR Namoaka ny andiany faha-5 amin’ny fiofanana S2C

Hamaky ny tohiny...

Kianjan'Alarobia Hasiam-panamboarana ihany koa

20/02/2020

Vokatry ny fifanakalozan-kevitra teo amin'ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Malagasy, Atoa Tinoka Roberto, sy ny Ben'ny tanànan'Antananarivo Renivohitra, Atoa Andriantsitohaina Naina, dia hisy fanamboarana hatao ihany koa ao amin'ny kianjan'Alarobia.

Kianjan'Alarobia Hasiam-panamboarana ihany koa

Hamaky ny tohiny...

Kianja BAREA Mahamasina Hahazaka olona 16 000 ny Tribune Centrale

20/02/2020

Hanamarika ny fivoarana sy hanandratra avo ny fanatanjahantena Malagasy ity fanavaozana atao eto amin’ny kianjan’i Mahamasina ho lasa kianja Barea ity fa tsy mena-mitaha amin’ireo hita any ivelany,

Kianja BAREA Mahamasina Hahazaka olona 16 000 ny Tribune Centrale

Hamaky ny tohiny...

Pro-League Malagasy Nilatsaka ny sazy ho an’ny Zanakala Fc

20/02/2020

Izao no fanapahan-kevitra navoakan'ny CFEM izay nankatoaviny FMF taorian'ny savorovoro nitranga teny amin’ny kianja Complexe

Pro-League Malagasy Nilatsaka ny sazy ho an’ny Zanakala Fc

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra fifaninanana nasionaly Ny Fcv sy Disciples Fc no hisolotena an’i Vakinankaratra

20/02/2020

Efa fantatra avokoa ankehitriny ireo tompondakam-paritry ny baolina kitra any amin’ny ligin’i Vakinankaratra “Livak” ka anisan’ireo tompondaka 2019/2020

Baolina kitra fifaninanana nasionaly Ny Fcv sy Disciples Fc no hisolotena an’i Vakinankaratra

Hamaky ny tohiny...


Sport

Basket Tompondaka N1 A dingana faha-2 Nihoitra teo amin’ny andro faha-3 ny Ascut Atsinanana

10/09/2019

Aty amin’ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2019 sokajy N1 A lahy sy vavy vao nifoha tamin’ny

 

 

 

torimasony ksa nihoitra rehefa indroa lavo ny ekipan’ny Cosfa Atsinanana ka naharesy ny ekipan’ny 2Bc Analanjirofo nifanandrina taminy  tamin’ny isa somary navesabesatra 92-48. Toy izao kosa ireo vokatra hafa tamin’io andro faha- omaly io.  Sokajy lehilahy : Cosmos Diana  80 – 72  Ecbba A/Manga  ;    Ascb Boeny 83 - 66  Cosfa A/Manga  ;  Sebam Boeny 46 - 51 Cospn A/Manga   ;  Gnbc Vaknà 103 - 62 As Fanalamanga Al/Mangoro.  Sokajy vehivavy : Bcest A/Andrefana  33 - 85  Ankaratra Vaknà   ;    Mb2All A/Manga  87 – 44 Tamifa A/Mania.  

Fandaharan-dalao anio talata 10 septambra 2019 :

Grande salle Palais des sports : 09:00-(D) : Jea Vaknà # Asa A/manga   ;  10:45-(H) : Cospn A/Manga #  Cnaps Itasy;  12:30-(D) : Ascut Ats/na  #  Bcest A/Andrefana  ;  14:15-(H) : Mb2All A/manga # Ascut Ats/na   ;    16:00-(H) : # As Fanalamanga Al/Mangoro # Cosfa A/Manga   ; 17:45-(H) : Cosmos Diana   # Gnbc Vaknà.   Petite Salle Palais des sports : 10:00-( D) : Ecbba A/Manga  # Ascb Boeny    ;   1145-(D) : Sebam Boeny # 2Bc A/Jirofo.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana