Dans la męme rubrique

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

11/05/2020

“55%n` ny harinkarena faobe (PIB) dia hiantohan` ny sehatra tsy miankina dia ny ambiny ny sehatra miankina amin` ny fanjakana sy ireosehatra tsy ara-dalàna” araka ny nambaran` ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

Hamaky ny tohiny...

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

Tsy hatao tandrametaka kosa e

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

 

Mba aoka marina e! Sa moa izany izao ataonao izao aza no tena normaly aminy? Hahaha..!! Izao no tena hoe miverina amin’ny laoniny ry Jean a? Enjana koa aloha ianareo itony e! Miaiky aho izay. Ohatry ny efa akevitry ny tsy ho taitra intsony mihitsy izao paozinareo izao na vao mainka aza isika hivarina any amin’ny lalina indrindra. Dia maninona izao raha mba nezahana notazomina tamin’ilay niseho 4 andro teo ihany ny tanàna? Tsy mba nahafinaritra anareo ve ireny ry Jean a! Eny e! Ohatry ny tsy omeko tsiny ihany anefa ianareo satria tsy maintsy izay no fomba fitadiavanareo. Ry Jean kely mihitsy izao no mampametra-panontaniana hoe dia tsy hivoatra amin’ity tompondakan’ny seho ivelany ity mihitsy ve?

Marco  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana