Dans la mme rubrique

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

18/10/2019

Nanaitra ny maro ny hafatra navoakan’ny depiote Rahasimanana Paul Bert na Rossy tao amin’ny tambajotran-tserasera omaly,

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

18/10/2019

Manoloana ny fanambarana ny hoe : “Ity no KANDIDAM-PANJAKANA, TSY MAINTSY io no LANIANA !

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

Hamaky ny tohiny...

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

18/10/2019

Herinandro vitsivitsy sisa no isaina dia hiditra tanteraka anatin’ny fifidianana Ben’ny tanàna isika.

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

18/10/2019

Tafiakatra 60 000 ariary na 80 000 ariary ny saram-pisoratana anarana eo anivon’ny EPP, CEG… amin’izao.

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

Hamaky ny tohiny...

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

18/10/2019

Naninona no maika be ny fanendrena ireo governora andiany voalohany ireny nefa ny andiany faharoa toa nihisatra ?

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

Hamaky ny tohiny...

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

17/10/2019

Tsy misy izany governora izany ao anaty lalàmpanorenena. Ao anatin’ny firenena federaly io fa tsy misy eto amintsika.

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

17/10/2019

Ny komity ifotony ho an’ ny fampandrosoana(CLD), hatramin’izay, dia ny eo anivon’ny distrika sy ny depiote no nitantana azy.

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Dosie filatsahan-kofidiana ben’ny tanàna Hasarotina mba ho tombon’ny kandidam-panjakana

12/09/2019

Mampikaikaika ireo kandida maro ny fikarakarana ny antontan-taratasy firotsahana ben’ny tanàna amin’izao.

 

 

 Velon-taraina ireo kandida tsy miankina sy mpanohitra ny fanjakana. Nandritra ny fanaterana ny dosien’ny kandida ho ben’ny tanànan’ny TIM Soavina Atsimondrano, Maurice Rakotomandimby   tetsy amin’ny OVEC 67 ha dia nanambara ny tenany fa tena sarotra ny fanomanana ireo antontan-taratasy, toy ny fakana ny bileta laharana fahatelo (casier judiciaire). Fomba fiadin’ny fanjakana io satria maro be ny kandida eny anivon’ireny kaominina ireny no savolaina mihitsy manomana ny dosie. Tsy vitsy aza moa amin’ireo kandida tsy miankina no niverin-dalana tanteraka noho ny fahasarotan’ny fombafomba apetraka. Amin’izay dia ho moramora amin’ny kandidam-panjakana no hitsofoka ary maniry mihitsy izy ireo ny tsy hisian’ny mpifaninana ka ho lany mazava. Ho an’ny Kandida TIM Soavina manokana dia tsy hihemotra izy ary efa manana ny vinany amin’ny fampandrosoana ny kaominina, toy ny ezaka amin’ny fampidirana rano fisotro madio, ny fampananana asa ny tanora.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana