Dans la męme rubrique

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

17/10/2019

Vola sandoka mitentina 20 tapitrisa ariary no sarona tao Vavatenina ny talata 15 oktobra 2019.

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

Hamaky ny tohiny...

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

16/10/2019

Olona folo no voarohirohy tamin’ny kidnapping zazavavy kely 1 taona sy tapany teo Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Mbola mitohy hatrany ny famotorana raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena.

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

16/10/2019

Olona efatra mpiray tsikombakomba miaraka amin’ny mpamilin’ilay fiara feno entana tsy nazava no voarohirohy ary eo am-panohizana ny fanadihadiana ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Ambatolampy.

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

Hamaky ny tohiny...

TSY FANARAHAN-DALANA Manadio ny olony ny polisim-pirenena

16/10/2019

Fiverenana an-doharano. Manoloana ny tsy fanarahan-dalana hita eo amin’ireo mpitandro filaminana, tapa-kevitra tanteraka ny tomponandraikitra eo anivon’ny polisim-pirenena fa atomboka amin’ireo mpianatra ny fisorohana izany.

TSY FANARAHAN-DALANA Manadio ny olony ny polisim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Halatra vatoaratra fiara Nifanenjehan’ny fokonolona eran’Anosibe sy Andavamamba ilay jiolahy

13/09/2019

 

 

 

Ny alahady 8 septambra lasa teo,  mpangalatra vatoaratra ana fiara eny amin’ny faritra Anosibe sy Andavamba  no hitan’ny tompona fiara nanala ny bateriany. Nifanenjehan’ny olona teny amin’ny manodidina ka tra-tehaka teny Andavamamba. Naterin’ny olona teny amin’ny paositry ny polisy Ilanivato moa ity lehilahy ity nanaovana fanadihadiana . Niaiky ny heloka nataony izy ary tsy vao izao no nangalatra  fa efa mpanao izany ka eny amin’ny faritra Andavamba sy Anosibe no toerana hanaovany ny asa ratsiny. Natolotra ny fitsarana moa ilay lehilahy ary efa nidoboka am-ponja vonjimaika.

Maro amin’ireo mpitondra fiara no tsy mahita ny vatoaratra intsony rehefa hanainga. Tsy ireo fiara miantsona tontolo andro sy alina ihany fa na ireo miserana aza, indrindra ireo lasa mividy entana any an-tsenan’Anosibe. Kinga ireo faingan-tanana sady efa manana fanalahidy sy fitaovana famahana saron-dohana fiara sy bateria.  Mbola jokoin’ny polisy ireo mpiray tsikombakomba amin’ity tratra ambodiomby mpangalatra kojakojana fiara ity.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana