Dans la mme rubrique

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

11/10/2019

Misy faritra mena fanendahan’ireo jiolahy mpanindrona antsy any Mahajanga, tahaka ny any Tsararano.

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

Hamaky ny tohiny...

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

11/10/2019

Teratany kaomorianina roa nikasa hiondrana an-tsokosoko ho any Italia sy tsy manana taratasy ho eto Madagasikara no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sisin-tany PAF Nosy Be, ny 8 oktobra teo tamin’ny 6ora sy 30mn maraina.

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

10/10/2019

Mbola mitohy ny fikarohan’ny mpitandro filaminana ny nahavanon-doza.

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

Mpitaingina moto voahitsaky ny kamiao Niparitaka ny atidohan’ilay tovovavy

08/10/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tetsy Manakambahiny, akaikin’ny Le Quartz omaly tokony ho tamin’ny 02 ora folakandro tany ho any.

Mpitaingina moto voahitsaky ny kamiao Niparitaka ny atidohan’ilay tovovavy

Hamaky ny tohiny...

Olona ara-panambadiana Olona 11 indray maty noho ny gidragidra

08/10/2019

Olona 11 no indray namoy ny ainy vokatry ny tsy fitovian-kevitra tamina fisaraham-panambadiana tao amin’ny fokontany Anonobe, Kaominina Emagnabo Distrikan’i Tolagnaro Faritra Anôsy ny faran’ny herinandro lasa teo.

Olona ara-panambadiana Olona 11 indray maty noho ny gidragidra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

IHOSY Sarona ny atidohan’ny varo-drongony

18/09/2019

Ny fanomezam-baovaon’ny olona tsara sitrapo sy ny fanadihadian’ny polisy no nahafantarana ny atidohan’ny varotra zava-mahadomelina tao Ihosy.

 

 Olona efatra no voasambotra tamin’ny alakamisy 12 septambra teo noho ny resaka fivarotana rongony. Velon-taraina ny vahoakan’Ihosy amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. Fantatra ary fa misy rangahy «Ralavasomotra » no malaza fa mpamatsy rongony eo an-toerana. Noho ny fiaraha-miasa amin’ny fokonolona sy ny polisy dia fantatra fa ao amin’ny fonkontany Ambaniandrefana akaikin’Ambatoara no monina Ralavasomotra ka tsy niandry ela fa avy hatrany dia nidina ifotony ny polisy. Tra-tehaka tao amin’ny trano iray izy niaraka tamin’ny namany telo hafa izay mpividy rongony ao aminy ary nahatrarana rongony iray bidon efa vonona hamidy sy rongony tapaky ny sachet roa izay mbola amin’ny tangozany ary rongony efa voafono maromaro.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana