Dans la mme rubrique

Fanafihana « CASH POINT » Ampefiloha « Efa vita tetika mialoha ny tifitr’ireo jiolahy mpandroba»

22/10/2019

Tifitra in-telo no nahazo ilay lehilahy raha vao niala ny môtô izay nanaterany ny vadiny sy ny sakaosy nisy vola hampiasaina amin’ny toeram-pandraisana sy fametrahana vola manoloana ny efitrano fidiovam-bahoaka manamorona ny lalamby Ampefiloha.

Fanafihana « CASH POINT » Ampefiloha « Efa vita tetika mialoha ny tifitr’ireo jiolahy mpandroba»

Hamaky ny tohiny...

Asan-jiolahy eto Iarivo 6 hetsy no vidin’ny basy iray

21/10/2019

Tra-tehaka ny mpivarotra basy poleta sy bala efatra izay mbola anaty fonony.

Asan-jiolahy eto Iarivo 6 hetsy no vidin’ny basy iray

Hamaky ny tohiny...

Mpanendaka teny 67Ha Nofandrihan’ny polisy miendrika sivily

21/10/2019

Lehilahy roa no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry ny sabotsy 19 oktobra teo teny amin’ny faritra CENAM 67ha iny tamin’ny

Mpanendaka teny 67Ha Nofandrihan’ny polisy miendrika sivily

Hamaky ny tohiny...

AMBODIN’ISOTRY Voasambotra ny mpanendaka mpamerin-keloka

21/10/2019

Miandrandra fanavaozana ny lalàna fanafaizana ireo mpamerin-keloka ho fitandroana ny fandriampahalemana ny mpanara-baovao. Nandritra ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana no fantatra fa efa mpamerin-keloka ireo roalahy avy eny Ambodin’Isotry nifanenjehana ka voasambotry ny polisy teny 67ha.

AMBODIN’ISOTRY Voasambotra ny mpanendaka mpamerin-keloka

Hamaky ny tohiny...

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra môtô

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra môtô

Hamaky ny tohiny...

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

18/10/2019

Karohina ilay manamboninahitra izay “commandant de compagnie” teo aloha tao Ampanihy-Andrefana voalaza ho nanaotao foana ny talata teo.

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

Hamaky ny tohiny...

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

18/10/2019

Vao nahita ireo mpitandro filaminana ireo mpifoka rongony eny Ambatomaro dia nirifatra nitsoaka.

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

ANDRAVOAHANGY Voavonjy ilay dokotera vavy noratrain’ny mpanendaka

18/09/2019

Efa tsy misy ahiana ny ain’ny mpiasan’ny fahasalamana iray noratrain’ny jiolahy tamin’ny antsy.

 

 

 

Tamin’ny alatsinainy hariva no nitranga ny fanendahana, teo Andravoahangy Andrefana. Araka ny voalazan’ny fianakaviany akaiky, raha iny izy nidina avy any amin’ny faritra Andravoahangy ambony iny no notsenain’ny jiolahy iray misatroka «capuchon» tamin’ny elakelatrano hihazo ny « look’s ». Ilay kitapo teny aminy no nosintomin’ilay olondratsy fa tsy nomeny sady niantso vonjy izy. Nipoitra ny teo amin’ny manodidina saingy tazan-davitra avy eny am-baravarankely sy an-davarangana. Raha vao nahita izany ilay mpanao sinto-mahery dia ny kibon’ity mpitsabo vavy sy ny tarehiny no noratrainy tamin’ny zava-maranitra, dia lasa nitsoaka izy.

Araka ny filazan’ny mponina eo amin’ny manodidina efa mpihaodihaody eo amin’io lalankely io io tovolahy mpanao ratsy io na atoandro aza fa hatramin’ny nandratrany ity dokotera ity dia lasa nifindra toeram-pihazana indray izy. Manomboka amin’ny 11 ora alina no tena faritra mena Andravoahangy ambony raha ny voalazan’ny polisin’Antaninandro. Efa manao vela-pandrika ireo mpitandro filaminana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana