Dans la mme rubrique

Masoivohontsika any ivelany Tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa…

18/10/2019

Tsy voaloa ny karaman’ireo mpiasam-panjakana miasa amin’ny masoivoho Malagasy maromaro any ivelany.

Masoivohontsika any ivelany Tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa…

Hamaky ny tohiny...

Ambohitrimanjaka Nandriaka ny ra, raikitra ny fifamonoana

18/10/2019

Sakoroka sy ra mandriaka no nanamarika an’Ambohitrimanjaka omaly takariva.

Ambohitrimanjaka Nandriaka ny ra, raikitra ny fifamonoana

Hamaky ny tohiny...

Fandraharahana amin’ny teknolojia Hanampy ireo tanora ny hetsika « Devfest »

18/10/2019

Hotanterahina eny amin’ny zone Futura Andranomena ny 26 sy ny 27 oktobra ho avy izao ao amin’ny Nexta ilay hetsika

Fandraharahana amin’ny teknolojia Hanampy ireo tanora ny hetsika « Devfest »

Hamaky ny tohiny...

Fampiroboroboana ny fotodrafitrasa Hapetraka tsy ho ela ny politikam-pirenena

18/10/2019

Ny Alarobia 16 sy Alakamisy 17 Oktobra 2019 no natao tao amin’ny Holidays Amborovy Mahajanga ny atrik’asa iraisam-paritra fakan-kevitra,

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN5 Ny vadin’ny Depiote Robert no tena voa mafy

18/10/2019

Tsy misy ahiana ny ain’ny Depiote Robert na nisy folaka aza ny tanany sy ny tratrany ary voadona ny lohany fa ny vadiny no voa mafy noho ny ratra sy dona mafy nahazo ny lohany ka nitarika ny tsy fahatsiarovan-tsaina.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN5 Ny vadin’ny Depiote Robert no tena voa mafy

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

16/10/2019

Voarohirohy amina kolikoly avo lenta an-jatony miliara ariary Rtoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne Léonard na Peta.

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

20/09/2019

Nankatoavin'ny governemanta ireo antontan-kevitr'ireo fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera taorian'ireo fakan-kevitra avy amin'ireo mpisehatra samihafa tamina haino aman-jery manerana ny faritra nataon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina.

 Raha tsiahivina, nohamafisina tamin'ny fanitsiana nampiharina ao anatin'io volavolan-dalàna io ny tsy fahafahana mampiditra mpanao gazety am-ponja amin'ny vaovao havoakany ka sazy ara-bola no setrin' izany. Noesorina eo ambany fifehezan'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina ihany koa ny holafitry ny mpanao gazety (OJM). Nomena fahefana feno amin'ny fanomezana fahazoan-dalana ho an'ireo haino aman-jery hisokatra sy hahenika an'i Madagasikara ny sampandraharaha nasionaly mpandrindra ny fifandraisana (ANRCM). Nahitsy ho 13 ny isan`ireo mpikambana ao anatin`ity sampandraharaha ity ka 6 amin`io no solontenan`ny fitondram-panjakana. Ny enina kosa solontenan`ny orinasa tsy miankina ary ny iray farany solontenan`ny OJM.  Araka izany, hodinihin'ireo solombavambahoaka amin'izay fivoriana manaraka ity volavolan-dalàna mifehy ny serasera ity.

Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana