Dans la mme rubrique

Kandidan’i IRK ao Ivato Tonga any an-tsekoly mihitsy manao propagandy

21/11/2019

Tonga hatrany an-tsekoly ny kandida Rasoamiaramanana Godfrin IRK ao Ivato no manao propagandy.

Kandidan’i IRK ao Ivato Tonga any an-tsekoly mihitsy manao propagandy

Hamaky ny tohiny...

Fitaovam-pifidianana Tsy mbola tonga eny amin`ny fokontany

21/11/2019

6 andro tsy hirosoana amin`ny latsa-bato amin`ny fifidianana ben`ny tanàna sy mpanolotsaina eto Madagasikara dia tsy mbola tonga eny

Fitaovam-pifidianana Tsy mbola tonga eny amin`ny fokontany

Hamaky ny tohiny...

Rina Randriamasinoro “Tsy hanaiky habadoina intsony isika…”

21/11/2019

Andro vitsy sisa dia hifarana tanteraka ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ben’ny tanàna.

Rina Randriamasinoro “Tsy hanaiky habadoina intsony isika…”

Hamaky ny tohiny...

Manaitra ny Vondron’olon-tsotra « Tena rava ny faripiainan’ ny Malagasy. »

21/11/2019

Nampiaka-peo manoloana ny zava-misy eto Madagasikara tetsy amin’ny Bon Accueil Ambatonakanga omaly ny avy eo anivon’ny Vondron’olon-tsotra na VOT tarihin’ny filohany, Sarah Zoé.

Manaitra ny Vondron’olon-tsotra « Tena rava ny faripiainan’ ny Malagasy. »

Hamaky ny tohiny...

Fiadidiana ny Repoblika Miha halan’ny olona ny talen’ny serasera

20/11/2019

Toa tena miha halan'ny olona ny Talen'ny seraseran’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Rinah Rakotomanga. Masiaka firesaka any anaty facebook. Indraindray mifamaly aman'olona mihitsy. Efa toetra ve sa izay mihitsy ilay endrika serasera atao ?

Fiadidiana ny Repoblika Miha halan’ny olona ny talen’ny serasera

Hamaky ny tohiny...

Antoko Teza « Hain’ny frantsay ny mody mamerina ny Iles Eparses »

20/11/2019

Tsy mieritreritra ny fitondrana ankehitriny ho maherifon’ny firenena ny antoko Teza, hoy ny filohany, Jean Louis Rakotoamboa,

Antoko Teza « Hain’ny frantsay ny mody mamerina ny Iles Eparses »

Hamaky ny tohiny...

Fampielezan-kevitra Tsy dia mampiraika ny Malagasy intsony

20/11/2019

Tsy dia nalaza ny fampielezan-kevitra. Mitabataba ny mpanao propagandy mandalo kanefa mipitrapitra fotsiny ny olona.

Fampielezan-kevitra Tsy dia mampiraika ny Malagasy intsony

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fitantanana ny Faritra Voatendry ho Governora i Lylyson sy Hery Be

26/09/2019

Voatendry omaly alarobia 25 septambra nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 11 amin’ireo governoran’ny faritra eto Madagasikara, izany hoe ny tapany voalohany. Tahaka izao manaraka izao izy ireo :

 

 

 

Tokely Justin (SAVA), Randriantsoa Mong Wai-Tune Serge Lucky (Menabe), Hatrefindrazana Jerry (Anosy), Soja Tsimandilatse Lahimaro (Androy), Tovondrainy Andriantsitohaina Ranoelson E (Atsimo andrefana), Ramandehamanana Richard (Alaotra Mangoro), Rasoamaromaka Herilalaniaina (Analamanga), Andriamanana Solofonirina Herizo (Itasy), Razafindrakoto Lova Narivelo (Matsiatra ambony),  Mahafaky Justin (Atsimo atsinanana), Lylyson René de Rolland Urbain (Sofia). Ireo aloha ny fanendrena omaly, mbola misy 11 hafa izany miandry. Efa mandeha ihany koa anefa ny siosion-dresaka fa ho lasa 23 fa tsy 22 intsony ny faritra eto Madagasikara. Ny tombamtombana dia hosarahana ny Faritra Vatovavy Fito Vinany, fa dia ho hita eo ihany moa izay ho fisehony. Raha jery indray mipi-maso dia mpanao politika efa akaiky an’i Andry Rajoelina sy ny MAPAR ireto voatendry ho governoran’ny faritra ireto.

 

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana