Dans la męme rubrique

Asan-jiolahy eto Iarivo 6 hetsy no vidin’ny basy iray

21/10/2019

Tra-tehaka ny mpivarotra basy poleta sy bala efatra izay mbola anaty fonony.

Asan-jiolahy eto Iarivo 6 hetsy no vidin’ny basy iray

Hamaky ny tohiny...

Mpanendaka teny 67Ha Nofandrihan’ny polisy miendrika sivily

21/10/2019

Lehilahy roa no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry ny sabotsy 19 oktobra teo teny amin’ny faritra CENAM 67ha iny tamin’ny

Mpanendaka teny 67Ha Nofandrihan’ny polisy miendrika sivily

Hamaky ny tohiny...

AMBODIN’ISOTRY Voasambotra ny mpanendaka mpamerin-keloka

21/10/2019

Miandrandra fanavaozana ny lalàna fanafaizana ireo mpamerin-keloka ho fitandroana ny fandriampahalemana ny mpanara-baovao. Nandritra ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana no fantatra fa efa mpamerin-keloka ireo roalahy avy eny Ambodin’Isotry nifanenjehana ka voasambotry ny polisy teny 67ha.

AMBODIN’ISOTRY Voasambotra ny mpanendaka mpamerin-keloka

Hamaky ny tohiny...

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

Hamaky ny tohiny...

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

18/10/2019

Karohina ilay manamboninahitra izay “commandant de compagnie” teo aloha tao Ampanihy-Andrefana voalaza ho nanaotao foana ny talata teo.

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

Hamaky ny tohiny...

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

18/10/2019

Vao nahita ireo mpitandro filaminana ireo mpifoka rongony eny Ambatomaro dia nirifatra nitsoaka.

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

Hamaky ny tohiny...

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

18/10/2019

Efa maro no lasibatra ka fantatry ny ankamaroan’ny mponin’ny Toamasina ny endrik’ireo jiolahy sy ny fihetsiny ary ny bajaj fitondrany. T

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Ilanivato Tra-tehaka teo am-pikasana hanolana ilay jiolahy

27/09/2019

Rehefa avy nidaroka ilay raim-pianakaviana ireo telolahy dia nikasa hanolana ny ramatoa vadiny no henon’ny mpitandro filmianana. Efa samy tra-tehaky ny polisy avy ao Ilanivato ireo olon-dratsy telo lahy.

 

 

 

 

Ny 24 septambra 2019  lasa teo teny amin’ny tetezan’ny « Hotel Seoul ». Tokony ho tamin’ny 10 ora alina no niseho ny sakoroka. Mpivady tratra alina handeha hody no sendra azy ireto. Tsy vitan’ny namono ilay rangahy ireto mpanendaka fa saika hanolana ilay vehivavy ihany koa. Feo mitabataba no henon’ny Polisy manao fisafoana amin’ny alina ka nanaitra azy ireo nanatona hijery ny zava-mitranga. Vao nahita ireto polisy anefa ireto mpanendaka dia vaky nandositra. Raikitra ny fifanenjehana ka iray no tratra raha tafaporitsaka ny ambiny. Natao avy hatrany ny famotorana ity tratra ka nanoro ny toerana hipetrahan’ireo roalahy namany  hafa. Tsy niandry ela fa vao maraina dia nosamborina tao amin’ny lava-tranony ihany koa izy roalahy..

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana