Dans la mme rubrique

Tahirim-bola Iraisam-pirenena Mila ezaka i Madagasikara amin’ny fampidiran-ketra

08/11/2019

Betsaka ireo ezaka mila iantsorohana hampiaingana ny toekaren’i Madagasikara, hoy ny solontenan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI),

Tahirim-bola Iraisam-pirenena Mila ezaka i Madagasikara amin’ny fampidiran-ketra

Hamaky ny tohiny...

Fampiatoana ny fitrandrahana Base Toliara Misy akony amin’ny fandraharahana, hoy ny TI-IM

08/11/2019

Nanamafy ny Transparency International Initiative International (TI-IM) fa mampanjaka ny kolikoly ny tsy fisian`ny fanaraha-maso mazava amin`ny fitantanana ny fitrandrahana harena ankibon`ny tany.

Fampiatoana ny fitrandrahana Base Toliara Misy akony amin’ny fandraharahana, hoy ny TI-IM

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana ara-toekarena Tokony hisokatra i Madagasikara

07/11/2019

Nanambara ny praiminisitra, Ntsay Christian nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba dinikasa sy fikaonan-doha afrikanina momba ny sehatra tsy

Fampandrosoana ara-toekarena Tokony hisokatra i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Kaompania Air Madagascar Ilaina ny fividianana firamanidina vaovao

04/11/2019

Tokony hitady vahaolana hatrany ho an’ny kaompania nasionaly Air Madagascar ireo tompon’andraikitra satria io no mitondra ny fanevan’ny firenena.

Kaompania Air Madagascar Ilaina ny fividianana firamanidina vaovao

Hamaky ny tohiny...

Fametrahana ny e-visa Hisintonana mpizaha-tany

04/11/2019

Hampitomboana ireo mpizaha-tany ho avy eto Madagasikara no antony hampiasana sy hikirakirana ny e-visa na ny visa elektronika.

Fametrahana ny e-visa Hisintonana mpizaha-tany

Hamaky ny tohiny...

Toekarena Malagasy Harenina amin`ny taona 2020

04/11/2019

Fanapahan-kevitra telo lehibe manodidina ny toekarena no noraisina tamin`ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo.

Toekarena Malagasy Harenina amin`ny taona 2020

Hamaky ny tohiny...

Famokarana Sokola avy eto Madagasikara Hisedra ny tsena iraisam-pirenena sahady

31/10/2019

Ny PromoChocoMada dia fikambanana iray avy any Frantsa izay misehatra amin’ny fampahafantarana ny Sokola avy aty Madagasikara.

Famokarana Sokola avy eto Madagasikara Hisedra ny tsena iraisam-pirenena sahady

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Kolikoly eny amin`ny fadin-tseranana Miteraka fatiantoka 600 miliara ariary…

02/10/2019

Kolikoly eny amin`ny fadin-tseranana Miteraka fatiantoka 600 miliara ariary…

 

 

 

Hanamafy ny ady amin`ny kolikoly eo amin`ny fadin-tseranana Malagasy mba hahafahana manatratra ny tanjona ampitomboina ny vola miditra amin`ny sampandraharaha ity. Fanoitra amin`ny fampandrosoana amin`ny lafiny ara-toekarena ny fisian`ny fitantanana mazava sy mangarahara eo anivon`ny fadin-tseranana, hoy ny tale jeneraly mpisolo toerana, Christophe Rakotomanana. Olana hatramin`izay ny endrika kolikoly sy gaboraraka ka vola manodidina ny  600 miliara ariary no fatiantoka. Hany ka tsy misy mahatoky ity sampandraharaha ity intsony eto amin`ny firenena. Tanjona amin`ity taona ity, hoy izy, ny hampidirana vola hatramin`ny 2600 miliara raha 2400 miliara raha tamin`ny taon-dasa. Miainga amin`ny fandraisana anjaran`ny rehetra amin`ny alalan`ny fandovan-ketra sy ny fanarahan-dalàna no hahafahana manatratra izany. Amin`ny ankapobeny, ny 40%-n`ny vola miditra ao amin`ny kitapom-bolam-panjakana dia vola miditra avy amin`ny fadin-tseranana avokoa.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana