Dans la męme rubrique

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

16/10/2019

Voarohirohy amina kolikoly avo lenta an-jatony miliara ariary Rtoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne LĂ©onard na Peta.

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

Hamaky ny tohiny...

Fananganana Tana-masoandro Mifanenjana ny samy depiote

16/10/2019

Miteraka resabe tao anaty herinandro maromaro ny fanaganana tanàna vaovao eny anivon’ny fiarahamonina. Samy maneho ny heviny ireo mpanao lalàna:

Fananganana Tana-masoandro Mifanenjana ny samy depiote

Hamaky ny tohiny...

Raharaham-pitsarana malagasy Milona loatra, hoy ny Maitre Olala

16/10/2019

Marina ny tenin’ny filoham-pirenena, ny minisitry ny fitsarana ary ny Amnesty international, hoy ny mpahay lalàna Olala na Willy Razafinjatovo,

Raharaham-pitsarana malagasy Milona loatra, hoy ny Maitre Olala

Hamaky ny tohiny...

Olona manana fahasembanana Hofanina ho matihanina amin’ny kanto

16/10/2019

Nosokafana omaly ny hetsika mitondra ny lohateny hoe “Festival inclusive pluridisciplinaire” andiany voalohany izay hifarimbonan’ireo olona manana fahasembanana sy tomombana ara-batana etsy amin’ny Parvis Analakely.

Olona manana fahasembanana Hofanina ho matihanina amin’ny kanto

Hamaky ny tohiny...

Mendri-piderana-Miaramilan’ny ZRPS Delta Nanampy ireo tanora tra-doza tany amin’ny RN4

16/10/2019

Nijanona nanampy ary nitondra ireo maratra mafy ao MaevatĂ nana ny miaramila ao amin'ny ZRPS DELTA omaly raha nahita lozam-pifamoivozana tamin'iny lalam-pirenena faha efatra iny.

Mendri-piderana-Miaramilan’ny ZRPS Delta Nanampy ireo tanora tra-doza tany amin’ny RN4

Hamaky ny tohiny...

Zandary tsy nanaja zon’olombelona Niditra an-tsehatra ny masoivoho iray

15/10/2019

Manoloana ny fihetsika tsy manara-dalàna, tsy manaja ny zon’olombelona,

Actualités

Talatamaty Maty teo no ho eo ilay lehilahy nitsoraka tambany kamiao

03/10/2019

Lehilahy iray manodidina ny 35 taona omaly no nitsoraka tao ambany kamiao sendra nandalo teny Talatamaty PK 10+200, RN 52 ka namoy ny ainy avy hatrany.

Araka ny fanazavan’ny kaomandan’ny borigadin’i Talatamaty dia kamiao avy any Mahajanga ho any Toamasina ity tra-doza ity. Tao amin’ny kodiarana aoriana an-kavanana no nitsoraka ilay lehilahy izay  tsy mbola fantatra hatramin’ny fotoana nanoratana ny antony nanosika azy hanao izany.  Naterin’ny zandary eny amin’ny hopitaly manara-penitra teny Anosiala ny razana taorian’izay. Nanohy ny fitadiavana ireo havany sy nanatanteraka ny famotorana kosa ireo mpitandro ny filaminana. Marihina fa tsy hitan’ilay mpamily mihitsy ilay lehilahy.

Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana