Dans la mme rubrique

Imbiki Herilaza “Zava-dehibe ny fitsarana mitety vohitra”

22/10/2019

Nivoaka tamin'ny filankevitry ny minisitra fa manomboka ny 21oktobra izao ny fanaovana ny fitsarana mitety vohitra eto Antananarivo ary hitohy sy hiparitaka manerana ny Nosy.

Imbiki Herilaza “Zava-dehibe ny fitsarana mitety vohitra”

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Ambohitrimanjaka « Tsy tokony hila ady amin’ny vahoaka ny fitondrana »

11/10/2019

Nahitsy ny teny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka Miray na VAMI, fa tokony hitady toerana hafa hananganana ilay tetikasa Tanamasoandro ny fanjakana,

Raharaha Ambohitrimanjaka « Tsy tokony hila ady amin’ny vahoaka ny fitondrana »

Hamaky ny tohiny...

Fanodikodinana volam-panjakana 27 miliara ariary ny fatiantoka herintaona

11/10/2019

Eo amin’ny tsenam-baro-panjakana no tena ahitana ny fanodinkodinana ny volam-panjakana araka ny fanadihadiana nataon’ny filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) nandritra izay herintaona katroka nijoroany izay.

Fanodikodinana volam-panjakana 27 miliara ariary ny fatiantoka herintaona

Hamaky ny tohiny...

Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos

10/10/2019

Ankoatra ny fampahafantarana ireo karazana hajia nampiasain’ny paositra hatramin’izay dia nisy ny fitokanana ny biraon’ny paositra laharana faha-255 teny Vassacos omaly alarobia 09 oktobra.

Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanamasoandro Niditra an-tsehatra ny SE-BTP

07/10/2019

Nisy ny fivoriana sy ny fifanakalozana hijerena ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro

Tetikasa Tanamasoandro Niditra an-tsehatra ny SE-BTP

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasan’ny DHL sy SOS Villages d’enfants 5000 ireo tanora nizatra asa

07/10/2019

10 taona lasa izay no nanombohan’ilay fandaharan’asa Gotech izay nanampiana ireo tanora niatomboka tany amin’ny SOS Village d’enfants.

Fiaraha-miasan’ny DHL sy SOS Villages d’enfants 5000 ireo tanora nizatra asa

Hamaky ny tohiny...

Tanàmasoandro Tsy hilefitra ny fanjakana

07/10/2019

Tsy vao izao no niresahako azy. Efa an-taonany maro no niresahana azy.

Tanàmasoandro Tsy hilefitra ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fandoroana tanety Mampigadra 5 ka hatramin’ny 10 taona

04/10/2019

Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety. Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety.

 

 Lalàna velona nanomboka tamin’ny taona 1960 izany, araka ny fanazavan’ny ministry ny tontolo iainana Alexandre Goorget,  omaly fa tsy sanatria vao noforonin’izy ireo akory. Ho hentitra ny ministera tantanany  hampihatra io lalàna velona io manomboka izao. Tafiditra ao ny sefom-pokontany, ny sefo distrika ary ny lehiben’ny faritra izay nomarihiny fa samy tompon’andraikitra eny ifotony avokoa ka samy manara-maso sy manentana ny mponina hahafahana manafay ireo fanetriben’ny firenena. Ny faritr’i Boeny moa no tena ahitana doro tanety betsaka indrindra amin’izao, raha araka ny fanazavana azo hatrany. Nahatratra 140.000 ha mantsy ny faritra may tamin’ny taona 2017,  niakatra ho 170.000 ha tamin’ny taona 2018 ka ny 6 % tamin’ireo dia ala avokoa. Tsiahivina fa antony maromaro no mahatonga ny firongatry ny doro tanety eto amintsika amin’ny ankapobeny toy ny  fahasarotan’ny fifehezana ny fiovaovan’ny toetr’andro,  ny fandoroana saribao tsy voatandrina….

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana