Dans la mme rubrique

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

16/10/2019

Olona folo no voarohirohy tamin’ny kidnapping zazavavy kely 1 taona sy tapany teo Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Mbola mitohy hatrany ny famotorana raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena.

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

16/10/2019

Olona efatra mpiray tsikombakomba miaraka amin’ny mpamilin’ilay fiara feno entana tsy nazava no voarohirohy ary eo am-panohizana ny fanadihadiana ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Ambatolampy.

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

Hamaky ny tohiny...

TSY FANARAHAN-DALANA Manadio ny olony ny polisim-pirenena

16/10/2019

Fiverenana an-doharano. Manoloana ny tsy fanarahan-dalana hita eo amin’ireo mpitandro filaminana, tapa-kevitra tanteraka ny tomponandraikitra eo anivon’ny polisim-pirenena fa atomboka amin’ireo mpianatra ny fisorohana izany.

TSY FANARAHAN-DALANA Manadio ny olony ny polisim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mpitaingina moto voahitsaky ny kamiao Niparitaka ny atidohan’ilay tovovavy

08/10/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tetsy Manakambahiny, akaikin’ny Le Quartz omaly tokony ho tamin’ny 02 ora folakandro tany ho any.

 

 

 

 Mpianadahy nitaingina môtô scooter no sendra izany ka namoy ny ainy teo noho eo ilay tovovavy vao erotrerony. Raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia rehefa nandeha tsara iny izy mianadahy dia nisy fiarakaretsaka nijanona tampoka teo anoloan’izy ireo. Voatery nanitsaka tsindry hisatra tampoka ilay môtô nentin’izy ireo.  Mafimafy anefa ny fifehezana izany ka nianjera tampoka ity tovovavy kely namoy ny ainy ity izay  notsenain’ilay kamiao iray lehibe nifanena tamin’izy ireo. Voahitsaka vokatr’izany ny lohany ary  potika tanteraka ka  nifantsitsitra ny rà. Nampihetsi-po ny maro ity tranga omaly folakandro teny Manakambahiny ity. Nisy tamin’ireo nanatri-maso mantsy no niantso ny Fitondram-panjakana mihitsy mba hijery akaiky ity filalaovana môtô eto amintsika ity noho izy hamoizana ain’olona maro. Nantsoina toraka izany koa ireo ray aman-dreny manan-janaka manana môtô mba samy hitandrina avokoa ary indrindra hanoro ireo menaky ny ainy satria lahitokana ny aina.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana