Dans la męme rubrique

Fisorohana ny lozam-pifamoivozana Tsy ankitsitsy ny fampiharana lalĂ na manomboka eto

12/11/2019

Nitombo avo 2 heny ny lozam-pifamoivoizana nisy teto Madagasikara tamin’ity taona 2019 ity raha oharina ny taona 2018.

Fisorohana ny lozam-pifamoivozana Tsy ankitsitsy ny fampiharana lalĂ na manomboka eto

Hamaky ny tohiny...

Zotra rezionaly sy nasionaly 15 kg isan’olona ihany sisa ny entana azo entina

06/11/2019

Holanjaina avokoa manomboka izao ny entana ho entin’ireo taxi-brousse ao amin’ny zotra rezionaly sy nasionaly mivoaka sy miditra ny

Zotra rezionaly sy nasionaly 15 kg isan’olona ihany sisa ny entana azo entina

Hamaky ny tohiny...

Ambositra Vadina filohana andrim-panjakana namono olona

04/11/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Lajaky-Ambositra ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 01 ora folakandro.

Ambositra Vadina filohana andrim-panjakana namono olona

Hamaky ny tohiny...

Zandarimariam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny “Police de la route”

30/10/2019

Ny 95%-n`ny lozam-pifamoivoizana dia avy amin`ny tsy fitandreman`ny mpamily avokoa na fitondrana fiarakodia ao anaty fahamamoana na fitondrana fiarakodia mafy loatra…

Zandarimariam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny “Police de la route”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Olona telo indray no maty…

22/10/2019

Sesilany ny lozam-pifamoivoizana tao Fianarantsoa tato ho ato, ary saika namoizana ain’olona avokoa.

Loza mahatsiravina Olona telo indray no maty…

Hamaky ny tohiny...

Loza tetsy Analakely Karana 2 tapa-tongotra sy vaky loha

16/10/2019

Teratany karana anankiroa nandeha moto andaniny, ary teratany sinoa nitondra fiara ankilany no tra-doza tetsy Analakely omaly.

Loza tetsy Analakely Karana 2 tapa-tongotra sy vaky loha

Hamaky ny tohiny...

Fandrindrana ny fifamoivoizana Fepetra maromaro noraisin’ny CUA

16/10/2019

Ho fanamafisana ny fanalalahana ny lalana, mba tsy hisian’ny fitohanan’ny fiarakodia lavareny manomboka eo Analakely mihazo an’i Behoririka mankeny Ankazomanga,

Fandrindrana ny fifamoivoizana Fepetra maromaro noraisin’ny CUA

Hamaky ny tohiny...


Fifamoivoizana

Lalana etsy Soanierana ambony Azo hampiasaina ny 20 oktobra izao

11/10/2019

Azo hampiasaina sy handehanana manomboka ny 20 oktobra ho avy izao ny lalana izay nihotsaka tetsy Soanierana ambony.

 

 

 Efa eo am-pamitana azy tanteraka ireo mpanamboatra lalana. Araka ny fanazavana, miandry ny teknisianina amin’ny famitana ny pitsopitsony sisa. Nambaran’ny sefo fokontany Soanierana kosa fa efa vita ary azo hampiasaina mialoha ny fahavaratra ary efa vita pave sy rarivato. Tsiahivana fa tamin’ny desambra tamin’ny taon-dasa no nihotsaka sy tsy azo nampiasaina io lalana io. Ny olana ho an’ny fokontany amin’izao dia ny tsy fahampian’ny daba fanariam-pako. Daba iray no ampiasain’ny fokontany telo sy ny miaramilan’ny Capsat. Eo ihany koa ny fahanteran’ny bizo sy ny lakan-drano handehanan’ny rano, ka tsentsina ny “dalle”. Tokony hisy ny fanamboarana ny lakan-drano, fa miaina ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny mponina amin’ny fampiasana io lakan-drano sy bizo io. Ny fokontany efa miezaka ny manadio sy manala fako. Efa nisy antso avo natao tamin’ny kaominina sy ny Samva amin’ny fanamboarana ny lakan-drano sy fanalana ny fako eny an-toerana fa tsy nahazo valiny ny fokontany hatramin’izao.

Sitraka r.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana