Dans la męme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanĂ na vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fitantanana tsy mangaraharaha Tototry ny tsikera ny governemanta

29/10/2019

Mandray ny andraikiny mitandrifyazy ve ireo nomem-pahefana tsirairay ?

 

 

Tsy misy fepetra raisin`ny governemanta Ntsay Christian amin`ny fampandrosoana ny firenena. Hatraiza ny tsyfahafantaran` ny firenenamisyazy ? Mitranga ny lafin-javatra samihafa teto amin`ny firenena saingy tsy mitsangana ireo minisitrra mandrayvahaolana akory mandritra. Misy ny raharaha nitranga fa taiza avokoa ireo minisitra ireo ? Vitsy ireo minisitra no hita maneho ny heviny eny amin`ny haino aman-jerymitondra fanazavana. Nandritra izay 9 volana naha teo azy izay dia maro no moana kanefa efa ao amin`ny ankatoky ny famaranana ilay “contrat-programme” napetraky ny Filoha Rajoelina. Inona marina no nataon`izy ireo nandritra izay sivy volana izay ? Niezaka ve nidina teny an-kianja ka nanatanteraka nyvelirano ? Raha ny lojika dia tsy ny filoham-pirenena no tokony hanatanteraka ny velirano mantsy fa ny governemanta izay misahana ny fanatanterahana ny politika ankapoben`nyfanjakana. Vahaolana tokoa ve ireo minisitra ireo sa tena olana ho an`nyfirenena ? Na ireo solombavambahoakaeo anivon`nymaro an`isa aza efa manomboka mitsikera toa an`i AndryRatsivahiny, NaivoRaholdinina. Andrasana ho mafyvenytsikeravaohiasa? Gazety iray mivoaka isan’andro no nitsikera ireo minisitra sasantsany ka anisany ny minisitry ny angovo, ny rano ary ny akoran`afo, VonjyAndriamanga.   Voatsikera mafy ka nisazy ny kaompanian-tsolika roa noho ny filazana fa ny famatsiana solika tsy lavorary. Mipetraka ihany ny fanontaniana: hita ny tsy fahombiazana dia mody miasa avy eo ? Fotoana izao andraisan`ny filoham-pirenena fanapahan-kevitra manoloana tsy fandraisana andraikitraa taon`ireo tomponandraikitra izay nomena fahefana.

Marigny A.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana