Dans la męme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanĂ na vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana monisipaly sy kaominaly Ireo didy folon`ny propagandy

31/10/2019

Voalohany, fanajana ny maha iray tsy mivaky ny malagasy sy ny fihavanana; Faharoa,

 ny tsy fiandanian’ny fanjakana, ny tsy fitanilan’ireo sampandraharaham-panjakana ary ny tsy fahazoana mampiasa ireo fitaovam-panjakana. Fahatelo, ny tsy fitanilan’ny sampandraharaham-panjakana misahana ny haino aman-jery. Fahefatra, ny tsy fiandanian’ny toeram-pivavahana. Fahadimy, ny fitoviana sy ny fitovian’erijikan’ny kandida sy ny lisitra rehetra. Fahenina, ny fangaraharan’ny fampiasam-bola mandritry ny fampielezan’kevitra. Fahafito, ny fanajana ny maha olona, ny hajan’ny kandida. Fahavalo, ny fanajana ny fiainana manokana sy ireo mombamomba ny kandida. Fahasivy, tsy fiantsiana ho amin’ny fankahalana sy ny fanavakavahana. Fahafolo, ny fanajana ny fandriampahalemana. Izany dia nifampizarana sy nodinihina nandritra ny sehatra ifampidinihana nanasan'ny CENI ireo mpisehatra rehetra amin'ny fifidianana (antoko politika, fiarahamonim-pirenena, rafi-panjakana, mpampahalala vaovao), niresahana momba ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanana. Lohahevitra telo no nifampizarana tamin`izany. Niompana tamin’ny fizaram-baovao momba ny fizotry ny fanomanana ny fifidianana, ny fampielezan-kevitra ary ny fikirakirana ny voka-pifidianana ity sehatra ifampidinihina ity ary narahina fanontaniana arahim-baliny sy fandraisan'ny CENI ny fanamarihana avy amin'ireo mpisehatra nandray anjara. Nisy ihany koa ny famelabelarana ny "Teny ierana hanompo vahoaka" (charte de bonne conduite das candidats aux élections communales et municipales), izay niarahan'ny komity iombonana namolavola toy ny tamin'ny fifidianana filoham-pirenena sy ny fifidianana Ben'ny tanàna, ivondronan'ny CENI, CNIDH, CSI, SAMIFIN, HCDED, CFM, ROHY, SAFIDY, Transparecy International Initiative Madagascar, ny Chaîne d'honnêteté.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana