Dans la męme rubrique

Mpiara-dia amin` Fanirisoa Ernaivo “Didy politika iny nivoaka iny”

12/11/2019

Taorian`ny fanapahan-kevitra noraisin`ny fanjakana momba ny raharaha Fanirisoa Ernaivo, dia naheho ny tsy fahafaliany ireo mpanara-dia azy.

Mpiara-dia amin` Fanirisoa Ernaivo “Didy politika iny nivoaka iny”

Hamaky ny tohiny...

Kandidan’ny IRD efa voaheloky ny fitsarana Nametraka fitoriana ny kandida Aristide ao Brickaville

12/11/2019

Nitory any amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina mba hanintsanana ny kandida laharana faha-4 Randrianasolo José Clément, izay atolotry ny IRD ao amin’ny kaominina Ambanivohitr’i Brickaville ny kandida laharana faharoa Randriatovoniaina Aristide.

Kandidan’ny IRD efa voaheloky ny fitsarana Nametraka fitoriana ny kandida Aristide ao Brickaville

Hamaky ny tohiny...

Kandidà Tonton Josè “Soalandy Mifankatia sy Miara-miasa no Mandroso”

12/11/2019

Tsy mba misora-tena toa voatango na midera tena toa papelika ny kandida Herinaivo Ravaojanahary, raha eo amin’ny lafiny asa fampandrosoana ny tanàna no resahina.

Kandidà Tonton Josè “Soalandy Mifankatia sy Miara-miasa no Mandroso”

Hamaky ny tohiny...

Fanotana ireo bileta tokana Ho vita anio 12 novambra

12/11/2019

Ho vita tanteraka anio 12 novambra ny fanotana ireo bileta tokana ilaina sy ampiasaina amin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny mpanolotsaina izay atao ny 27 novambra ho avy izao,

Fanotana ireo bileta tokana Ho vita anio 12 novambra

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany voalohany Saika HVM sy TIM avokoa ireo sefo fokontany nesorina

12/11/2019

Sefo fokontany miisa 13 amin’ireo fokontany miisa 44 mandrafitra ny boriborintany voalohany eto Antananarivo Renivohitra no nesorina sy nosoloina tamin’ny toerany ny herinandro teo, raha ny fampitam-baovao voaray.

Boriborintany voalohany Saika HVM sy TIM avokoa ireo sefo fokontany nesorina

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy arakaraky ny kabary ny asa…

12/11/2019

Mihazakazaka amin’ny fampanantenana hatrany ny filoha Andry Rajoelina, saingy tsy arakarak’izay ny zava-misy.

Andry Rajoelina Tsy arakaraky ny kabary ny asa…

Hamaky ny tohiny...

Dede Ankadimanga “Hatao Mangarahara ny fitantanana »

12/11/2019

Anisan`ireo kandidà ben`ny tanàna tohanan`ny antoko Tia Tanindrazana Rakotondrafara Jean De Dieu na “Dede”, mitondra ny lah. faha-06 ao amin`ny kaominina Ankadimanga.

Dede Ankadimanga “Hatao Mangarahara ny fitantanana »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tsindry hazo lena Fitarainana 100 mahery no voarain` ny HCDED

04/11/2019

Nampifantarina tamin` ny herinandro lasa teo tany Mahajanga ny HCDED, ny filan-kevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalĂ na.

 

 

 Ho fampahafantarana ity andrim-panjakana ity dia maro ireo famelabelarana sy fampiratiana nandritra ny roa andro. Nisy ihany koa ny fihainoana sy fandraisana fitarainana avy amin` ireo mponina. Naharaisana fitarainana manodidina ny 100 mahery. Olona voan` ny tsindry hazo lena eny anivon`ny fiarahamonina sy eny anivon` ny fitsarana  no nitondra fitarainana tao amin`ny lapan` ny tanànan`i Mahajanga. Ny olan` ny ady tany moa no tena nandraisana fitarainana maro. Nilaza moa i Pierre Lenoble Navony, filohan`ny HCDED fa io ady tany io dia manerana ny nosy. Maro ireo tany tsy manana titra na dia manana titra aza fa dia misy mibodo. Nisy koa ny fitsidihana ny hopitalibe tany Androva sy ny fonja hijerena momba ny zon`ny olombelona.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana