Dans la mme rubrique

Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

18/11/2019

Ny taona 2018 teo dia nahazo vola 2 500 tapitrisa ariary tamin’ny orinasa Ambatovy ny kaominina Morarano Gara ary miampy isan-taona io hatramin’ny 2040. T

Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

Hamaky ny tohiny...

Akora fanamboarana savony Hakarina 100% ny hetra alaina aminy

18/11/2019

Anatin’ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2020 (PLF 2020),

Akora fanamboarana savony Hakarina 100% ny hetra alaina aminy

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

15/11/2019

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ary haharitra 4 andro ny fampirantiana iraisampirenena andiany voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany (salon international des transports, des Logistiques et de la manutention).

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

Hamaky ny tohiny...

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

14/11/2019

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

14/11/2019

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly fa omena alalana vonjy maika mandritra ny 3 volana ny fividianana solika anivon’ny Jirama handefa ho an’ireo toeram-pamokarana Jiro.

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

13/11/2019

Mirongatra ny doro tanety manerana ny faritra amin’izao ary saika potika avokoa ny harena ambanin’ny tany. Nambaran’ny minisitry ny tontolo iainana, Alexandre Georget fa noho ny fisian’ireo olona

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Vehivavy mpandraharaha malagasy Hatao matanjaka sy mendrika ho an’ny fampandrosoana

05/11/2019

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Le Louvre Antaninarenina indray ny tohin’ny fampiofanana ireo vehivavy te ho matihanina amin’ny fandraharahana atolotry ny EFOI

 na ny sampandraharaha manome izay tan-tsoroka izay aty amin’ny ranomasimbe indianina. PMAPG/COI moa no anaran’ny Tetikasa hanohanana ny fampiofanana ary mahasahana ny sehatra rehetra, hoy ny fanazavana. Ny ampiroboroboana ny vehivavy amin’ny lafiny arak’asa no antom-pisiany. Ny banky afrikanina misahana ny fampandrosoana kosa no mamatsy ny tetikasa izay maharitra 2 volana. Hisy ny fifantenana vehivavy miisa  50 isam-paritra dia Atsimo andrefana, Ihorombe ary Matsiatra ambony. Hisy ivo manokana na “antenne” hatsangana amin’ireo faritra 3 ary miisa 30 ireo vehivavy hahazo ny fampiofanana ho vehivavy mpandraharaha tena matihanina sy hiara-kiasa amin’ny EFOI Madagascar.  Rehefa tonga ny andro fahatelo dia hisy olona 10 hofantenana hahazo fiofanana. Ireo no ho vokatra lehibe ho vehivavy mpandraharaha matihanina, hoy ny filoha nasionalin’ny EFOI, Emilie Rakotondrainivonona. Ny 7, 8, 9 novambra izao moa no hiofana ny ao Toliara. 11, 12, 13 ny ao Ihosy ary 15, 16, 18 novambra ny ao Fianarantsoa. Tanjona ny hananana vehivavy mpandraharaha matanjaka sy mendrika ho an’ny fampandrosoana.

J. Mirija

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana