Dans la mme rubrique

Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

18/11/2019

Ny taona 2018 teo dia nahazo vola 2 500 tapitrisa ariary tamin’ny orinasa Ambatovy ny kaominina Morarano Gara ary miampy isan-taona io hatramin’ny 2040. T

Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

Hamaky ny tohiny...

Akora fanamboarana savony Hakarina 100% ny hetra alaina aminy

18/11/2019

Anatin’ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2020 (PLF 2020),

Akora fanamboarana savony Hakarina 100% ny hetra alaina aminy

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

15/11/2019

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ary haharitra 4 andro ny fampirantiana iraisampirenena andiany voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany (salon international des transports, des Logistiques et de la manutention).

Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

Hamaky ny tohiny...

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

14/11/2019

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

14/11/2019

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly fa omena alalana vonjy maika mandritra ny 3 volana ny fividianana solika anivon’ny Jirama handefa ho an’ireo toeram-pamokarana Jiro.

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

13/11/2019

Mirongatra ny doro tanety manerana ny faritra amin’izao ary saika potika avokoa ny harena ambanin’ny tany. Nambaran’ny minisitry ny tontolo iainana, Alexandre Georget fa noho ny fisian’ireo olona

Doro tanety etsy sy eroa Ireo mpitsoa-ponenana sy ny tevy ala no fositra

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Tetibolam-panjakana 2020 Tsy hahenoan-dresaka ireo parlemantera

06/11/2019

Antom-pivorian’ny parlemanta roa tonta ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana taona 2020.

Tsara ho fantatra ireo laharam-pahamehana voarakitra ao anatiny Tsy ahenoan-dresaka firy ireo parlemantera mahakasika ny « Loi de finance 2020 ». Ilaina adihevitra sy fanangonan-kevitra. Misy ny « conférence budgétaire » isaky ny minisitera izay tarihin’ny minisiteran’ny toekarena sy ny vola, mialoha ny fandrafetana ilay lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana. Saingy miseho matetika ireto tranga ireto :tsy mifanaraka amin`ny  fampiharana ny politikam-panjakana (PGE) izay nampahafantarina ny Parlemanta roa tonta ireo voarakitra. Eo ihany koa ny adihevitra momba ireo tombontsoa manokana sisa no mibahana. Manaraka izany, tsy voadinika lalina ny vola hampiasaina amin’ireo sehatra ho fampiroboroboana ny harinkarena faobe sy ireo « priorité »; Farany, lasa "budget de Moyen" no ampiharin'ny minisitera fa tsy mifanaraka amin’ny fenitry ny fampiasam-bola izany hoe " Budget programme". Ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana taona 2020 moa dia ny herinandro lasa teo vao nolaniana nandritra ny filankevitry ny minisitra. Ny eo anivon`ny Antenimieram-pirenena indray, zara raha mahatratra folo mahery ireo depiote mivory ao an-dapa kanefa fiaianam-pirenena no hodinihana. 

Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana